Taratra

Mitoetra hatrany ny sanganasany…: nodimandry i Nary Guy, nanangana ny Nary Arthur

Rakotofamola Nary Guy no anarany feno. Anisan’ireo andrin’ny tarika Nary Arthur izy. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zanany, no­dimandry omaly maraina, re­hefa nialana nenina tao amin’ ny hopitaly Ankadifo­tsy, ity mpanakanto ity. 70 taona i Nary Guy izao nindaosin’ny fahafatesana izao. Mpamoron-kira, mpihira ary mpitendry gitara i Nary Guy. Izy […]

Varotra fampirantiana : maro ny Malagasy liana amin’ny hosodoka

Tanterahina eny amin’ny Galerie Art Raparivo Ivoko­lo Analakey, ny varotra fampirantiana ny hosodoko, asa tanan’i Zonasandratr’Art. Ampolony ny hosodoko mi­ranty eny an-toerana. Na­nom­boka ny talata 10 janoary 2023 izany varotra fampirantiana izany ary tsy hifarana raha tsy ny 25 febroary 2023. Ity mpanakanto mpanao hosodoko ity irery no hampiranty sy […]

Le Lauréat Ratsimaholy : mampigadra enim-bolana ny fanaovana boky hosoka

Maro ny olona mivelona amin’ny fivarotana sy fanjifana boky hosoka eto amin’ny Nosy. Nanao antso avo mikasika izany ny mpanoratra boky “Le lauréat Ratsimaholy” mba hanjifan’ny olona ny boky ara-dalàna hatrany. Betsaka ny olona mivarotra boky malagasy hosoka amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera sy amin’ny fanaovana dika mi­tovy ary fanaovana «plagiat». “Miteraka […]

Depiote Ramaherijaona Hajanirina : “Tsy misy kaominina 15 mikatona izany any Bongolava

“Sahiko ny miteny fikononkonana ben’ny Tanàna vitsivitsy, enina na fito no any, fa tsy misy kaominina 15 mikatona. Lainga izany. Va­hoaka vitsivitsy karamaina, omena 10 000 Ar no entina miakatra aty Tsiroanoman­didy.” Io ny nambaran’ny depiote voafidy tao Tsiroano­mandidy tamin’ny anaran’ny IRD, Ramaherijaona Hajani­rina, manoloana ny fiampangan’ny governora miaraka amin’ny […]