Anisan’ny nanamarika ny Andro iraisam-pirenena ho an’ ny zon’ny vehivavy, 8 marsa, tetsy Ambohidratrimo ny avy amin’ny faritra Analamanga. Anisan’ny nampiavaka ny hetsika ny fanohanana sy ny fanomezan’ny vadin’ny filoha, Rajoelina Mialy, valisoa lehibe ho an’ireo fikambanam-behivavy mendrika sy nanao seho niavaka tamin’ny filaharambe sy ny matso. Nibata sy nahazo […]
Taratra
Fiofanana momba ny teny tanana: mpiantsehatra ara-pahasalamana 30 nahazo mari-pankasitrahana
Niofana mahakasika ny teny tanana ireo mpiantsehatra ara-pahasalamana 30 avy amin’ny faritra Amoron’i Mania sy Alaotra mangoro. Notolorana mari-pankasitrahana tetsy amin’ny Akanin’ny Marenina (Akama) 67ha, izy ireo, omaly. Nandritra ny tapabolana ny fiofanana nampanaovin’ny fikambanam-behivavy manana fahasembanana eto Madagasikara (Afham).Vitsy ireo vehivavy marenina manatona tobim-pahasalamana eto Madagasikara, raha ny zava-misy. […]
Fiantraikan’ny voina: hofanina ny vehivavy hanana fidiram-bola
“Vehivavy 18 samy manana andraikitra anatin’ny firaisamonina sivily misehatra amin’ny lafiny maro no mivondrona ao anatin’ny Women Lead in Emergency Risk and Disaster Reduction and Climate Change, taorian’ny fihaonana natao ny volana janoary lasa, teto Antananarivo”, hoy ny filoha lefitry ny Vovonana, Randriamparany Tantely Sarah, afakomaly, teny Anosy. Mpikaroka avy […]
“Hello Women” : Tovovavy mpianatra 50 hotohanana hiditra amin’ny asa
Hatao any Matsiatra Ambony, ny volana avrily ho avy izao, ny Andro maneran-tany ho an’ny vehivavy misehatra amin’ny niomerika. Tovovavy 50 hisitraka tantsoroka. Mandritra ny telo volana, hanao tantsoroka ho an’ny tovovavy 50 eny amin’ny oniversite sivy manomana ny Licence sy ny Master hiditra amin’ny sehatry ny asa ny fandaharanasa […]
INDRAY MIJERY
Velon-taraina ireo mpianatra nivoaka tao amin’ny IFIRP, taona 2020 hatramin’ny taona 2022, fa tsy mbola nisy voaray ho mpiasam-panjakana raikitra hatramin’ izao. Miisa 1 400 izy ireo ary lasa miasa amina hopitaly tsy miankina kanefa miandrandra ny fandraisan’ny fanjakana azy ireo. Natolotra tamin’ity herinandro ity ny fitaovana niomerika ho an’ny […]




