Taratra

Firariantsoa 2025: Samy maniry fahombiazana ny rehetra

Samy maniry ny hahitan’ny mpanao fanatanjahantena fahombiazana avokoa ny rehetra amin’ity taona 2025 ity. Ireto misy mpitantana sy atleta vitsivitsy mirary soa ho an’ny taona vaovao. -Ny filohan’ny Fede­rasiona malagasin’ny kick boxing, ny jeneraly Lylyson René De Rolland, dia faly miarahaba ireo mpanao fanatanjahantena rehetra izay na­miratra sy nitondra avo […]

INDRAY MIJERY

Nofanina momba ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy ny mpiantsehatra 26 avy amin’ny distrikan’i Toliara, Sakaraha, Betioky ary Ampa­­ni­hy, faritra Atsimo Andrefana. Nikarakara ny hetsika ny mpiandraikitra ny VBG eo anivon’ny minisiteran’ny Mponina niaraka amin’ny UNFPA sy ny Fisa. Nanohana koa ny Brigade féminine de Proximité ao […]

Fitaizana zaza: Efa misy ny tolotra mankany an-trano

Fahasahiran’ny ray aman-dreny amin’izao fotoana izao ny mitady mpikarakara ny zanany. Noho ny fitadiavana isan’andro dia tsy manam-potoana ho an’ny ankizy izy ireo. Manoloana izany, efa misy ny fikambanana manome tolotra mifanaraka amin’ity karazana filana ity. Anisan’ ire­ny ny Fikambanana mikarakara zokiolona sy miahy ara-tsosialy eto Madagasikara (Fimibeama) eny Ambodivon­dava […]

Oniversiten’i Fianarantsoa: Nametrahana ny tetikasa Madatlas

Anisan’ny misitraka ny tetikasa Madatlas ny Oniversiten’Andrainjato. Angady nananana izany ny Fandaharanasa “Partenariats académiques Afrique-France”. Oniversite iray hanatanterahana ny tetikasa Madatlas ny ao Fiana­ran­tsoa. Tetikasam-panofanana iarahan’ny Oniversiten’i Fianarantsoa sy ny Université de Gustave Eiffel, ny Univer­sité de Bordeaux Montaigne ary ny Institut de recherche pour le développement (IRD). Nanomboka ny […]