“Mahamenatra ny mahita zandary manao kolikoly eny amin’ny arabe rehetra eny. Ahoana moa no hieritreretana hoe misy tomponandraikitra mifehy azy ireny zandary ireny? Ny dikan’izany: na tsy hoe tsy voabaikon’ny tomponandraikitra izy ireny na miray tsikombakomba ao anatiny ao. Izay no mahatonga an’ireny tsy mety mitsahatra.” Io no nambaran’ny Praiminisitra […]
Taratra
Dr Andrianasolo Naivolalaina Eric : tsy misy antony hangalarana taova
Tsikaritra tato anatin’ny herinandro vitsy ny firaisankinan’ ny sendikan’ny dokotera mpitsabo (SMédFM), amin’ny fitazomana am-ponja ireo dokotera namany. Miray feo amin’ny holafitry ny dokotera ho fangatahana famotsorana azy ireo eo am-piandrasana ny fitsarana. Tetsy andaniny, nanazava ny filohan’ny holafitry ny mpitsabo, Andrianasolo Naivolalaina Eric, fa raha resaka fitsaboana dia tsy […]
Metiers du web –Toamasina: handray ireo tanora niofana ny mpampiasa
Hampitombo ny tahan’ny tanora misitraka asa sahaza ny fampiofanana faobe arahina fandraisana mpiasa mivantana amin’ny asan’ny web. Tanora miisa 200 tamin’ireo 800 namaly ny antso nataon’ny minisiteran’ny Fampianarana tekinika sy ny fanofanana arakasa no nanaraka fiofanana amin’ny Asan’ ny web, andiany voalohany, ao Toamasina. Tsy maintsy nandalo sivana izy ireo […]
VAOVAO TAMBATRA
Hampitombo ny sidina Paris -Madagasikara ny kaompania Air France manomboka ny volana avrily. Hanao sidina indimy isan-kerinandro miainga avy ao Paris ny kaompania, ny 8 avrily-2 jona. Hitombo enina izany ny volana jona sy septambra. Hanao sidina mandritra ny 7 andro kosa ny Airbus A350-900, ny 1 jolay ka hatramin’ny […]
Amboara « Pierre Castel» : amidy eny amin’ny Carrefour ny vokatra
Afaka manitatra ny lalambarotrany eny amin’ny tsenambarotra lehibe ny mpandresy miisa efatra tamin’ny amboara « Pierre Castel », (andiany 2022 sy 2023), notohanan’ny orinasa Star. Nisitraka izany ny orinasa Honey of Madagasikara, manangona, manodina ary manondrana tantely. Eo koa ny Tiava, mamokatra totom-boanjo natoraly, mamy sy masira. Ny Kassava, mamokatra lafarinina mangahazo ho lasa […]




