Ananan’i Madagasikara avokoa ireo singa rehetra mampijoro ny tany iray ho tonga firenena. Ao ireo mbola madio mangatsakatsaka fa misy koa ireo efa tsy tokam-pangaro intsony noho ny fidiran’ny zava-bahiny. Nanjary nahita ny tsy fahitany, nandre ny tsy fandreny, nanao ny tsy fanaony, sns, ny Malagasy. Nisy ireo niezaka nampifanatona […]
Taratra
Tenisy « Coupe Davis »: Tafakatra amin’ny manasa-dalana ny Italianina
Tafita hiatrika ny lalao manasa-dalana ny Italianina amin’ny fiadinan’ny amboara Davis na ny “Coupe Davis”. Resin’i Fabio Gognini sy Simone Bolelli ry Tommy Paul sy Jack Sock tamin’ny seta (6-4, 6-4) amin’ny tenisy an’olon-droa, tany Malaga, omaly. Izy ireo izany no firenena fahatelo tafita hiatrika ny lalao manasa-dalana taorian’ny Aostralia […]
Judo-Tournoi International: efa tonga omaly ny Renioney
Hanomboka, anio, etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny fifaninanana « Tournoi International de Judo ». Ny fanamarinana ireo delegasiona vahiny avy amin’ny Nosy rahavavy ny hanombohana ny fandaharam-potoana ho amin’ny anio. Hitohy amin’ny fihaonan’ny mpitsara sy ny fivoriana ara-teknika ary antsapaka izany avy eo. Hatreto, firenena miisa 2 no nilaza fa hoavy hiatrika […]
Basikety-BAL : tapitra hatreo ny lalan’ny Cospn
Nifarana hatreo ny fandraisana anjaran’ny ekipa malagasy Cospn,amin’ny fifaninanana BAL (Basket ball Africa League). Faharesena intelo nisesy no azony, tamin’ny fifaninanana “Elites 16”, nanomboka ny talata lasa teo, tany Johannesburg Afrika Atsimo. Efa taorian’ny fifandonana nanoloana ny Ferroviario Da Beira Mozambika, ny alarobia 23 novambra, no fantatra fa tsy isan’ny […]
Handball – IHF Trophy U20 lehilahy: tsara fanombohana ny Akio Madagasikara
Nahomby ny Akio androany, tsara ny vokatra azon’izy ireo tamin’ity fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito ity, taranja handball, sokajy U20 zazalahy i Madagasikara, lavon’izy ireo tamin’isa 38 sy 28 ny Maorisianina. Lavon’ ny Akio de Madagasikara tamin’ny isa 38 sy 28 ny Maorisianina. Lalaom-panokafana notanterahina tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena […]