Araka ny fikaroham-baovao natao, mangataka ny fandaharanasa ao anatin’ny dimy taona avy amin’ny federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM), tarihin’Andrianirina Adrien, ny filohan’ny federasiona iraisam-pirenena. Raha ny fantatra, efa manaiky ny fitsanganan’ny komity mpitantana vonjimaika amin’ity taranja ity, i Claude Azema. Raha io zava-misy io, efa ho afaka ny sazy mahazo […]
Taratra
Judo : hiofana any Hongrie i Laura Rasoanaivo
Anatin’ny fiomanana tanteraka sy fiatrehana ireo dingana farany hahazoana ny tapakilan’ny lalao Olympika hatao any Paris, amin’izao fotoana izao, Rasoanaivo Razafy Laura, judokas malagasy. Hiofana 3 volana any Hongrie i Laura, mialoha ny hiatrehany ny lalao afrikanina hatao any Ghana, ny volana marsa izao. Fiofanana tafiditra amin’ny fanomanana ny lalao […]
Fifanakalozam-bola : maherin’ny 6 000 ny Cash point an’ny MVola
Maro ny zava-bitan’ny orinasa MVola fa tsy vitsy koa ny ezaka hotohizana. Nilaza ny tale jeneraly (CEO), Louis Olivier Favot, fa anisan’ny voalohany nahazo ny satan’ny fifanakalozana ara-bola amin’ny maha banky, ny MVola tamin’ny taona 2023. Sangany amin’ny lafiny fifanakalozam-bola niomerika ity orinasa ity. Notsorin’ny mpitantana ny MVola, fa sangany […]
Halatra posy : 2 lahy saika matin’ ny fitsaram-bahoaka
Mirongatra izaitsizy ny asan-jiolahy ao Toamasina. Halatra moto, posy, vaky trano ary fanendahana no tena manjaka tanteraka ao an-toerana. Taorian’ny fivoahan’ireo voafonja nisitraka ny famotsoran-keloka avy amin’ny filoham-pirenena no voalaza fa nampirongatra indray ity tsy fandriampahalemana ity. Vokany, andian-jiolahy tratran’ny fitsaram-bahoaka tao Morafeno Toamasina raha efa nifanenjehana eran’ny tanàna. Voalaza […]
Holafitry ny mpanao gazety : mitohy ny fiaraha-miasa amin’ ny Agence Dujardin Delacour&Cie
Miray vina sy tanjona eo amin’ny sehatry ny haino vaky jery amin’ny alalan’ny haitao ara-kajy mirindra ny roa tonta. Fahombiazana no azo ilazana ny roa taona niarahana niasa, araka ny nambaran’ny mpitantana roa tonta. Tontosa, omaly, teny amin’ny birao fiasan’ny Ordre des journalistes de Madagascar (OJM), Ambohidahy, ny fanavaozana ny […]




