Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahenina (CSP6) Ambohimanarina tao amin’ny fokontany Amboavahy/Ambohimanarina ny jiolahy iray, afakomaly maraina izay voarohirohy amina halatra. Nomarihin’ny polisy fa tokony hamita sazy any am-ponja ity jiolahy voasambotra ity kanjo izao tratra nanao asa ratsy izao. Manatanteraka asa ivelan’ny fonja (MOP: Main d’oeuvre […]
Taratra
Fahafatesana mampiahiahy: tovolahy hita faty tetsy amin’ny Soute à Bombe
Nifampitadiavan’ny fianakaviany nanomboka ny 06 novambra, hita faty tetsy amin’ny farihin’i Soute à Bombe ny tovolahy iray, omaly. Natsingevan’ny farihin’i Soute à Bombe, eny Ivato ny vatana mangatsiakan’ny lehilahy iray, omaly. Tsy hita nanomboka ny 06 novambra lasa teo, nifampitadiavan’ny fianakaviany ity namoy ny ainy ity. Araka ny fizahan’ny mpitsabo, […]
Kitra – Mondial 2022: Qatar 20 Novambra – 18 Desambra
Ireo ekipa 32 sy ny vondrona misy azy ireo tsirairay avy Vondrona «A» Qatar, Ekoatera, Sénégal, Pays-Bas Vondrona «B» Angletera, Iran, Etazonia, Pays de Galles Vondrona «C» Arzantina, Arabia Saodita, Meksika, Polonina Vondrona «D» Frantsa, Aostralia, Danemark, Tonizia Vondrona «E» Espaina, Costa Rica, Alemaina, Japon Vondrona «F» Belzika, Kanada, Maraoka, […]
Handball-Amboaran’ny Filoha: resin’ny ekipan’ny Ginea ny Akio
Ratsy fanombohana indray ny ekipa malagasy, miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika any Senegaly, taranja hand Ball. Resin’ny ekipan’ny Ginea, tamin’ny isa 14 no ho 44 ny Akio, tamin’ny fifaninanana fiadiana ny amboaran’ny filoha, andro voalohany. Vokatra azo lazaina ho efa nisy fivoarana raha oharina tamin’ireo lalao telo natrehina tamin’ity […]
Kung fu: hizara traikefa ny Grand Maitre Avoko
Ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpikatroka Kung fu manana ny grady ambony sy Maitres tomponandraikitry ny Sekoly, hizara ny traikefany ny Grand Maitre Avoko. Hisy ny fiofanana homeny, ny alahady 27 novambra izao, eny amin’ny Temple Pierre Mizael Ambatomirahavavy. Fiofanana efa fanao isan-taona ity fifampizarana ho atao ity, raha ny fanazavana […]