Hentitra ny CUA amin’ny fampanajana ny lalàna efa napetraky ny CMH momba ireo karazam-pako tsy tokony hariana eny amin’ny dabam-pako eny anivon’ny fokontany. Iharan’ny sazy ireo minia manao izany. Namerina nampahatsiahy ny kaominina Antananarivo Renivohitra mahakasika ireo karazam-pako tsy tokony hariana eny amin’ny dabam-pako iombonana eny anivon’ny fokontany. Efa voarakitra […]
Taratra
TARATRY ny KANTO
Iraimbilanja etsy amin’ny Piment Café Behoririka. Tafiditra hatrany amin’ny fanamarihana ny faha-20 taona nisian’ity toeram-pialamboly ity, anjaran’ny tarika Iraimbilanja indray ny manafana ny sehatra anio, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Fara Gloum any Moramanga. Taorian’ny fihaonana tamin’ireo mpankafy tetsy Ambodivona, ny alarobia teo, manome fotoana ireo any Moramanga […]
Hetsika taona 2024: 35 taona nihirana i Nônô Mananjara
Taona 1989, tao Ambondrona. Nanapa-kevitra i Mananjara Jean Bruno fa hirotsaka eo amin’ny tontolon’ny hira. Izany hoe, 35 taona katroka nihirana i Mananjara Jean Bruno. Amin’ity taona 2024 ity, homarihiny amina rindrankira roa sy «cabaret» miisa 4 io vanim-potoana io. Ny volana avrily sy novambra ny hanatanterahina ny rindrankira. Ny […]
Haikanto vita amin’ny teny: nisokatra omaly ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny Faribolana Sandratra
Miezaka hatrany ny tomponandraikitra mikarakara hetsika sy mamolavola paikady entina mampiroborobo ny haikanto malagasy vita amin’ny teny. Manana anjara lehibe amin’ny fanabeazana sy fitaizana mantsy izy ity ka tokony hatao laharam-pahamehana. Tontosa, omaly tolakandro, teny amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny lanonam-panokafana ny fankalazana ny faha-35 taonan’ny Faribolana Sandratra. Nanotrona […]
Fanatanjahantena ho an’ny sembana : azo ireharehana ny vokatra azon’ i Madagasikara
Enta-mavesatra eo anivon’ny tokantrano sy ny fiarahamonina ny fijerin’ny Malagasy ny olona manana fahasembanana. Mihevitra izy ireo fa nisy tsy nety nataon’ny ray aman-dreny tany aloha ka antony nahatonga ny zaza iray ho sembana, raha ny fanadihadiana natao. Anisan’ny mampivoatra ny fiainan’ ny sembana ny fanaovana fanatanjahantena. Entin’ny olona mangataka […]




