Taratra

«2ème Grand prix karting»: Tompondaka i Timothée Andriamamonjiarison

Nifarana omaly, teny amin’ ny «circuit» SRK Ime­rintsia­tosika, ny «2ème Grand prix karting», dingana fahenina sady farany amin’ny fifaninanam-pirenena. Voaho­sotra ho tompondakan’i Mada­gasikara, i Timothée Andria­ma­monjiarison rehefa natambatra ny vokatra azo nandritra ireo dingana enina ireo. Marihina fa teo amin’ny laharana faharoa izy omaly. No­hamafisin’ity tompondakan’i Ma­dagasikara ity fa ny […]

Rugby – Amboaran’ i Madagasikara: hidona amin’ny famaranana ny Uscar sy ny Cosfa

Tafita ary hiatrika ny famaranana, hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby, ny Uscar sy ny Cosfa. Afa-bela nanoloana ny FTM ny Bebaoty raha tsy mbola afaka nanaoloana ny Kaominnia ry zareo Anosibe. Tontosa omaly alahady, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny lalao ankatoky ny famaranana, hiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja […]

VAOVAO TAMBATRA

Nisokatra ny 7 desambra teo ny taom-panangonana sy fanondranana lavanila any ivelany, ho an’ny taona 2023 sy 2024, ary hikatona amin’ny jolay 2024. Nahatratra 900 taonina ny lavanila naondrana tany ivelany ny taona 2022, raha nidina ho 500 taonina ny taona 2023. Miisa 60 ny matihanina amin’ny fizahantany avy any […]

Sofia sy Betsiboka : kojakojam-pamokarana ho an’ny tantsaha

Mitohy ny fanokafana ny taom-pamokarana 2023-2024, sady fizarana kojakojam-pamokarana ho an’ny tantsaha, ao anatin’ny tetikasa Purpa, tanterahin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Nisitraka ny azy ny faritra Sofia sy Betsi­boka, ny herinandro lasa teo. Ho an’ny faritra Sofia, miisa 131 ny tantsaha any amin’ny kaominina Tanam­bao, Matsa­bo­rilemby, Tsara­hasina ary Port-Bergé, […]

Fikambanana Zam : tohana ho an’ny fokonolona

Mitohy ny fanohanan’ny fikambanana Zanak’ Ambohidra­trimo Marovatana (Zam) ny mponina eny ifotony. Nahazo rano fisotro ny fokonolona any amin’ny fokontany Ampana­taovana, ny herinandro lasa teo. Nomena masomboly koa ny tantsaha, amin’izao taom-pambolena izao. Nahazo tohana ara-bola ny mpianatry ny EPP avy amin’ ny fianakaviana sahirana. Mpianatry ny kilasy T4 ao […]