Hisandratra ny toekaren’ny mponina ao amin’ny faritra avaratry ny Nosy. Napetraka any an-toerana ireo milina mpanondim-bokatra ho fampiroboroboana ny indostria eny ifotony. Milina fanamainana voankazo ho an’Antalaha sy Ambilobe, fanamboarana savony ho an’ny faritra Sambava. Milina fanamboarana chips ho an’ny distrikan’i Vohémar, fitotoana voamaina ho an’Ambanja ary fanodinana tantely ho […]
Taratra
Vaovao tambatra
Tapitra omaly ny hetsika « Salon de la créativité Voatra », andiany faha-10. Hetsika ara-barotra sy ara-toekarena hanandratana ny vita malagasy sy ho fampirantiana ny vokatra nataon’ireo mpandraharaha misitraka tohana avy amin’ny Antenimieran’ny indostria sy ny varotra. Nahasarika mpitsidika maro ny hetsika. Miara-misalahy amin’ny fanamboarana ny digy vaky efa an-taonany […]
Marovoay : ho vita tsy ho ela ny centrale solaire
Anatin’ny politikam-panjakana ny fampiasana ny angovo azo havaozina ka anisan’ny nisitraka izany fotodrafitrasa izany i Marovoay. Ho vita afaka andro vitsy ny tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro (centrale Solaire na CS) ao an-toerana. Hanana tanjaka 500 KWc ity CS ity. “Vita 100 % ny fametrahana ireo «panneaux solaires» raha […]
Fizahantany: nasongadina ny fampiasam-bola maitso
Fototra mampiroborobo ny fizahantany ny fampiasam-bola maitso anatin’ny fiarovana ny tontolo iainana, noho izy miantoka ny fahatongavan’ny mpitsidika manodidina ireo valan-javaboahary. Fizahantany sy ny fampiasam-bola maitso, io no lohahevitra tamin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany tao amin’ny faritra Alaotra Mangoro, ny sabotsy teo. Nodinihina ireo tolotra sy tetikasa […]
Hetsiky ny Kandidà 10 : hamaky ny kianjan’ny 13 mai indray
Notanterahina teny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny sabotsy lasa teo, ny «Concert Fotsy», izay nokarakarain’ireo kandidà 10. Tapaka tamin’io fotoana io, fa hamaky ny kianjan’ny 13 mai Analakely indray izy ireo, manomboka amin’ity herinandro ity. Tsy manaiky ny firotsahan’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, no tena anton’izany. “Hampiakatra ny maripanan’ny tolona […]




