Nitohy omaly, teny amin’ny Fondation H Ambatomena, ny atrikasa «Hay», natokana ho an’ny ankizy 6 hatramin’ny 12 taona. Raha tsiahivina, fampianarana ny tontolon’ny tenona no ampiofanana ireo kilonga ireo ao anatin’izany. Ankoatra izay, misy ny fampahafantarana ireo mpiofana ny mahakanto ny zavakanto. Tanjona ny hitaizana ny ankizy ao anatin’ny haikanto […]
Taratra
Velona ny haisoratra : raikitra ny « Herinandron’ ny Havàtsa-Upem » 2023
Fikambanana zokiny indrindra amin’ny fikajiana sy fikoloana ary fampivelarana sy fanomezana aina ny haisoratra. Havàtsa-Upem, mandia ny faha-71 taonany. Hisy ny fanomezan-danja ny mpanoratra sy ny asa soratra… Hanomboka ny talata 24 oktobra izao, ao amin’ ny Tranombokim-pirenena, ny «Herinandron’ny Havàtsa-Upem» 2023. Lohahevitra lehibe amin’izany ny «Velona, ho velona ny […]
Fitaterana an-kamiao, mampiasa lalam-pirenena : hanjakan’ny hala-danja sy fisolokiana avolenta
Hanjakan’ny fomba fisolokiana avolenta sy halatra eo amin’ny fandanjana fiara ny mpampiasa fiara vaventy eny amin’ny lalam-pirenena faharoa. Tsy maintsy mandalo amin’ny fandanjana, izay tantanan’ny sampandraharahan’ny fitaterana sy ny asa vaventy avokoa ireo kamio. 44 t ny vesatra ara-dalana, PTR (Poid Total Régulier), azon’ny fiara entina, mivoaka ao amin’ny seranantsambon’i […]
VAOVAO TAMBATRA
Trano roa no tratra nangalatra jiron’ny Jirama, tamin’ity herinandro ity. Toeram-pisakafoana eny Ambanidia ny voalohany, ary hotely lehibe eny Manjakaray Anjanahary ny faharoa. Manentana ny rehetra ny Jirama, hampandre ny laharana maitso 547, raha misy mahita na mahalala fandikan-dalàna toy izao, izay mijanona ho tsiambaratelo ny momba azy. Natao ny […]
Ravinala Airports : nahazo ny loka Rising Star
Azon’ny orinasa Ravinala Airports, ny 17 oktobra 2023 teo, tany Istanbul Torkia, ny loka Rising Star, nandritra ny hetsika “World Routes”. Tanteraka izany vokatry ny ezaka nataon’ny ekipan’ny fitantanana ara-barotra sy ny tsena ao amin’ity orinasa ity, tarihin’ny lehiben’ny departemanta misahana ny asan’ny fifamoivoizana ana habakabaka, tarihin-dRtoa Rakotozafy Tatamo. Nanampy […]




