Taorian’ny lalaon’ny Nosy 2023, izay natao teto amintsika, hifindra any amin’ny klioba St Denis La Réunion, Razafindraibe Rajo-Berajo, vodilaharana Barea, araka ny vaovao omaly. Tsiahivina fa tao amin’ ny Jet Kintana FC no nilalao i Berajo teo aloha ary anisan’ireo vodilaharana nitondra avo ny Barea tamin’ny Chan Algerie 2022 ny […]
Taratra
Rugby – JO 2024: hidona voalohany amin’i Tunisie ny Makis
Navoakan’ny Rugby Afrique, tao amin’ny tambajotra seraserany, ny alatsinainy lasa teo, ny fandaharan-dalao amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny lalao Olympika (JO 2024), ho an’ny rugby, lalaovina olona 7, lehilahy. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny kianja Harare Sports Club Zimbabwe, ny 16 sy 17 septambra ho avy izao. Anisan’ireo hiady toerana amin’izany […]
Razafindranaivo Koloina ( Rakool) : notapahan’ny Mouloudia Club Alger ny fifanarahana
Tsy naharitra taona iray dia mody Razafindranaivo Koloina na Rakool. Nofaranan’ny klioba alzerianina, Mouloudia Club Alger, ny fifanarahana taminy. Enim-bolana teo izay no nifindran-dRazafindranaivo Koloina na Rakool, Malagasy mpilalao baolina kitra, tao amin’ny klioba Mouloudia Club Alger (MCA), klioba alzerianina diviziona voalohany. Araka ny fikarohana natao omaly, notapahina tanteraka ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Mampiomana ny Jirama fa hofoanana ny « auto-relevés », fakan’ny mpanjifa mivantana ny fandaniana jiro sy/na rano amin’ny kaontera. Hanomboka hitety tokantrano haka ny tarehimarika ny mpiasan’ny Jirama amin’ity volana septambra ity. Maro ireo mimenomenona manoloana izany any anaty tambajotra sosialy. Miisa 34 000 ny andrin-jiro vaovao an’ny Jirama vita […]
Alaotra Mangoro : tantsaha 3 000 nisitraka hanam-pamokarana
Nizara hanam-pamokarana, masomboly voly avotra sy zezika hiatrehana ny taom-pambolena manaraka ao amin’ny faritra Alaotra Mangoro ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, ny sabotsy teo. Manodidina ny 3 000 ireo tantsaha nisitraka izany. Betsaka ny voka-bary simba taorian’ny filatsahan’ny havandra ny faran’ny volana jona teo. Lasibatra tamin’izay ny tao amin’ny […]




