Taratra

Onitra tsy voaloa: hatao lavanty ilay kamiao

Niroso tamin’ny fanagiazana ny kamiao, fananan’ny mpandraharaha iray any Antsinanangavo, Soanierana Ivongo ny vadintany, ny 8 aogositra teo. Antony, tsy notanterahiny ny didim-pitsarana mandidy azy handoa onitra mitotaly 76 tapitrisa Ar ho an’ny olona, tompona haino aman-jery tsy miankina iray any an-toerana. Toy izao ny fitsinjaran’io vola io. Onitra amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Araka ny tapaky ny fivoriambe, hanisa ny mpikambana ao aminy ny Seces Sampana Antananarivo, ka misy fandaminana mikasika izay ho an’ny mpikambana rehetra. Hanatanteraka fivoriambe fanehoan-kevitra koa ny Fiombonamben’ny Sendikàn’ny mpiasa Mala­gasy FSMM sy ny SECES ny sabotsy ho avy izao, eny amin’ny “Cathédrale DEGS”. Ny “vacataire” izay maro anisa […]

Ampefiloha Ambodirano : nanome fanampiana ho an’ireo traboina ny minisitry ny Mponina

Niombom-po tamin’ireo traboina an-jatony, vokatry ny haintrano niseho afakomaly, etsy Ampefiloha Ambodirano, ny minisitry ny Mponina, Soafilira Princia, izay iraky ny fitondram-panjakana rahateo. Nitondra izay voatsirambin’ny tanana, toy ny akanjo fitafy sy lamba firakotra ary kojakojan-dakozia izy, hiatrehan’ireo traboina ny andavanandrom-piainany vonjimaika. Na­namafy ny minisitry ny Mponina fa mila mitandrina […]

Ankazoabo Atsimo : Paikady roa hiadiana amin’ny tazomoka

Paikady roa sosona avy hatrany no hampiharina any amin’ny distrikan’Ankazoabo Atsimo hamongorana ny aretina tazomoka. Anisan’izany ny famendrahana fanafody mamono moka isan-tokantrano tsy ankanavaka. Eo koa ny fizarana fanafody miaro amin’ny tazomoka avy hatrany. Hetsika mahazatra kosa ny fanentanana ny mponina hatory anaty lay misy odimoka na atoandro na alina, […]