Taratra

Lalaon’ny Nosy : tsy ho latsa-danja ny sehatry ny fizahantany

Fotoana goavana sy ahafahana mampahafantatra an’i Madagasikara amin’ny any ivelany ary hampiroborobona ny sehatry ny fizahantany ny lalaon’ny Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indiana (JIOI) andiany faha-11. Fotoana hisarihana mpizahatany ho tia ity nosy ity ireo 10 andro hanaovana ny lalao. Misy ny paikady entin’ny minisiteran’ ny fizahantany hanatanterahana izany. Maro […]

Maka lesona

  Raikitra amin’izay ! Nanomboka omaly ny fandraisana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana. Mifanindran-dalana amin’izay ny nahavitan’ny fanaovan-tsonia ilay fifanarahana politika, novolavolain’ny Friedrich Ebert Stufftung, fikambanana alemà. Samy maneho fahavonona ny mpiantsehatra rehetra. Misy ihany anefa ny mametraka fepetra mba hisian’ny fifidianana tena madio sy […]

DHF sy FAPBM : hamafisina ny fahaiza-manao amin’ ny fiarovana ny tontolo iainana

Miara-miombon’antoka ny Fondation Danoise Hempel (DHF) sy ny Fikambanana ho an’ny faritra arovana sy ny tontolo mananaina eto Madagasikara (FAPBM). Natao sonia ny 16 aogositra teo ny fifanarahana. Mifantoka amin’ny fampiofanana arakasa maharitra ho an’ny mpiasa ny fiaraha-miasa. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny traikefa entina hiarovana ny tontolo […]

TSELATRA

Olona iray maty tsy tra-drano tao amin’ny fokontany Mamono, kaominina ambanivohitr’i Morombe, Toliara, afakomaly. Notifirina lehilahy iray tao anaty haizina izy raha iny nivoaka ho any amin’ny toeram-pivoahana iny. Naheno poa-basy ny fokonoloka ka nanenjika ilay jiolahy. Tratra ihany izy. Tafasitrika tany ambany taksiborosy Sprinter tao Maromaniry, fokontany Amparafara, kaominina […]

Moto nifandona : olona roa niara-maty, roa hafa naratra mafy

Mpandeha moto roa maty tsy tra-drano teny amin’ny RN 44, PK 19+870, fokontany Maro­voay, kaominina Mora­nono gare, distrikan’i Mora­manga, omaly atoandro. Scooter nentina roa lahy avy any Mo­ramanga hihazo an’Ambaton­drazaka nifandona tampoka tamin’ny moto Honda. Nan­deha mafy ilay mpitondra moto scooter. Tsy voafehin’ity farany intsony ny familiana ka nifatratra tamin’io […]