Taratra

Nanolana zaza miisa roa : naiditra am-ponja ilay talen’ny EPP

Zaza roa kilasy T2 niharan’ny fanararaotana ara-nofo nataona talen-tsekoly iray. Naiditra am-ponja ilay nahavanon-doza, afakomaly. Natolotra ny fampanoavana tao Ambatondra­zaka, naiditra am-ponja ny talen’ny EPP iray nahavanon-doza tamina vehivavy miisa roa, afakomaly. “Efa nataony talohan’ny fialan-tsasatry ny mpianatra miisa roa io tranga io saingy nisy fiantraikany ara-pahasalamana tamin’ny iray tamin’ireo […]

SOMBIM-BAOVAO

Randriamamy Mathyas, Malagasy mpilalao baolina kitra, anisan’ireo voasokajy ao anatin’ireo amidy ao amin’ny klioba frantsay, Paris Saint-Germain. Marihina fa ao amin’izany ihany koa, i Kylian Mbappé, kintan’ny baolina kitra frantsay. Tsy manaraka fanazaran-tena miaraka amin-dry Neymar, mpilalao brezilianina moa izy ireo. Lalaon’ny “Francophonie”. Miisa efatra ireo atleta malagasy mahazo medaly […]

DELEGASIONA MALAGASY : nohamafisina ny fiarovana

Nitondra fanazavana mahakasika ny zava-misy any Kinshasa, ao anatin’ny lalaon’ny Frankôfônia, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Nanaiky ny filohan’ny delegasiona, Rakotozafy Rosa, fa tena nisy ny olana natrehan’ny atleta malagasy sy ny delegasiona malagasy, teo amin’ny hotely sy ny fitaterana ary ny sakafo. Nisy ny fifampiresahana tamin’ny […]

Kitra – «Ligue des Champions 2023» : hanomboka anio ny fifaninanana D2 nasionaly

Handray lalao amin’ny fifaninanam-pirenena “Ligue des Champions 2023” ireo faritra efatra eto Madagasikara. Anisan’izany Antsiranana, Ambatondrazaka, Tsiroanomandidy, Toliara. Hotanterahina manomboka anio 4 aogositra ny fifaninanana «Ligue des Champions 2023», taranja baolina kitra. Araka ny fikarohana natao omaly, amin’ny 12 ora sasany ny solonte­nan’ Analamanga, FC Rouge no hiakatra kianja any […]