Antony iray mahatonga ny aretina lefakozatra ny fiparitahan’ny tay eny ankalamanjana. Voakasika indrindra amin’izany, ny eto amin’ny faritra Analamanga. Tsy misy fanafody ny aretina fa ny fanaovam-baksiny ihany no vahaolana amin’izany ka hanentanana ny rehetra. Entanina hanao vaksiny fanefitra sy miaro amin’ny lefakozatra (poliomyélite) ny olon-drehetra eo anelanelan’ny 0 hatramin’ny […]
Taratra
FANTINA sy FINTINA
Nambaran’ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana, fa manohana ny Ceni izy ireo. Na izany aza, tsy hanaiky lembenana amin’ny zavatra tsy mety sy ny tsy fanarahan-dalàna. “Tsy azo ekena ny hala-bato sy ny kolikoly amin’ny fifidianana”, hoy izy tamin’ny fikaonandoha, notarihin’ny Ceni, tetsy Ambodivona, omaly. Misy ny fanaovana « Service minimum» […]
Filohan’ny Ceni : “Lisitra madio sy azo antoka no narafitra”
Nambaran’ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama, tetsy Ambodivona , omaly, fa dingana lehibe ny fahavitan’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Tsy nanenjika isa fotsiny fa nandrafitra lisitra madio sy azo antoka izy ireo. “Nisy ny fitsirihan’ireo manampahaizana avy eto an-toerana sy avy amin’ny Frankofonia (OIF) ary samy nanamafy fa azo […]
Velirano mitaky andraikitra
Anisan’ny trangam-piarahamonina mampiteny ny tsy mahay miteny ny resaka tsy fandriampahalemana, ankehitriny. Miseholany ny endrika fandikan-dalàna etsy sy eroa. Mahazo vahana ny asa ratsy manomboka amin’ny hala-boty, hatramin’ny vono olona, ny fisolokiana avo lenta. Tsy hita izay ambara fa samy miraviravy tanana daholo ny olon-drehetra. Tsy mahagaga, firifiry ny […]
Fifidianana : miantso ny filoha Rajoelina ho kandidà ny antoko Maitso
Nanatanteraka kongresy nasionaly tetsy By Pass ny antoko Maitso hasin’i Madagasikara. Nivoitra tamin’ny fehin-kevitra ny momba ny hiatrehana ny fifidianana. “Miiantso ny filoha Rajoelina izahay mba hirotsaka hofidiana filoham-pirenena indray”, hoy ny filoha nasionaly, Alexandre Georget, tamin’ny lahateny famaranana, ny kongresin’ny antoko. Nohitsin’ity antoko mpanohana ny fitondrana ity fa resy […]




