Anisan’ny varotra mandeha amin’izao vanim-potoana izao ny tsenan’ny sinibe fitehirizan-drano. Tato anatin’ny volana vitsy, betsaka ireo mpanjifa azy ireny. Indrindra ireo olona mipetraka amin’ny toerana saro-drano na koa tsy tongan’ny rano intsony. Mitady azy ireo koa ireo olona mipetraka eny amin’ny toerana avo sy manodidina an’Antananarivo ary ireo avy any […]
Taratra
Famatsiana: mivarotra vary eto an-toerana ny SPM
Mitohy ny famatsiana vary ataon’ny State procurement of Madagascar (SPM) eny amin’ireo tsena eto amin’ny faritra Analamanga. Famatsiana entina hanampiana ireo tokantrano samihafa eto an-drenivohitra. Araka izany, vary tsinjo 30t isan’andro no aterina eny amin’ireo mpivarotra mpaninjara. Fokontany manodidina ny 30 sy mpivarotra 80 isa hisitraka izany isan’andro, araka ny […]
JIC : nampivondrona matihanina isan-karazany
Nankalazaina ny zoma sy sabotsy teo, tany amin’ny faritra Itasy, kaominina Miarinarivo, ny Andro iraisam-pirenena natokana ho an’ny kaoperativa (JIC), tamin’ity taona ity. Nanamarika ireo roa andro ireo ny fifanakalozana amin’ireo mpandraharaha matihanina sy ny mpitantsoroka ary ny mpanohana ara-bola sy ara-teknika. Teo ihany koa ireo famelabelaran-kevitra narahina ady hevitra […]
Fiainana andavanandro : niakatra 8,15% ny vidim-piainana
Mampikaikaika ny mponina ny vidim-piainana amin’izao fotoana izao. Miakatra avokoa ny ankamaroan’ny vidin’entana eny an-tsena. Ny volana mey teo, nahatratra 11,8% ny fisondrotam-bidim-piainana eto amintsika, hoy ny INSTAT. Niteraka resabe, tamin’ny herinandro, ny tahan’ny fahantrana sy ny vidim-piainana eto Madagasikara. Nanazava ny tale jeneralin’ny Institut nationale de la statistique (INSTAT), […]
Fanondranana henan’omby: tsy manaiky ny mpiompy
Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, ny 6 jolay teo, ny hanatontosana fakana ny hevitry ny besinimaro mikasika ny fanondranana henan’omby any ivelany. Natao ny 6 ka hatramin’ny 10 jolay teo izany tany amin’ny distrika Ambovombe, faritra Androy, sy Taolagnaro, faritra Anosy. Izany no natao dia noho ny fitsanganan’ny orinasa tsy miankina, […]




