Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Kylian Mbappe, Frantsay mpilalao baolina kitra, vo­nona hanolotra vola maherin’ny 300 tapitrisa euros ho azy ny klioba Al Hilal Arabie Saoudite. Hatramin’ izao, tsy maneho ny heviny mihitsy ity kintan’ny klioba PSG ity. Marihina fa maniry ny ho any amin’ny Real Madrid Espaina, ny lehilahy. Kitra –JIOI, hotanterahina ny alahady […]

Kitra malagasy : niverina Paris FC i Bôlida

Nantsoin’ny Paris FC klioba frantsay, hanao mpanazatra mpanampin’ny Paris FC, sokajy U-19, i Lalaina Nomenjana­hary na i Bôlida, Malagasy mpilalao baolina kitra. Araka ny fikarohana natao, omaly, manana diploma roa izy, dia ny fitantanana ara-panatanjahantena sy ny “Brevet d’Entraîneur de Foot-ball” (BEF). Tsiahivina fa efa tafiditra tao anatin’ny Staff-n’ny ekipam-pirenena […]

Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) 452 ny isan’ireo atleta renione hanafika ny MalagasyLalaon’ny Nosy (JIOI 2023) : 452 ny isan’ireo atleta renione hanafika ny Malagasy

Matevina ny delegasiona avy atsy La Réunion ho avy eto Madagasikara hiatrika ny lalaon’ny Nosy 2023. Handraisan’izy ireo anjara avokoa ny taranja 19 hifaninanana. 1 volana mialoha ny fa­nombohan’ny andiany faha-11 amin’ny lalaon’ ny Nosy (JIOI 2023) isika, anio. Fihaonana hotantera­hina eto Madagasikara. Nam­baran’ny gazety « Journal de l’ile de […]

Voasambotra teny Ivato : nisandoka ho zandary nandritra ny 12 taona

Nisandoka ho mpitandro filaminana miaraka amin’ny fanamiana, tra-tehaky ny zandary avy ao amin’ny kaompania Ambohidratrimo, ny lehilahy iray, ny 21 jolay lasa teo. Nanararaotra olon-tsotra teo Mandrosoa Ivato izy, herinandro mialoha io nisamborana azy io. Nangalany vola ny mpi­ton­­­dra fiara nosakanany ary nitonon-tena ho zandary am-perinasa ity mpisoloky ity. Ankoatr’io, […]