Nanomboka ny talata teo ka haharitra telo andro ny atrikasa hanamafisana ny paikady sy ny fanamby ho amin’ny fampaharetana ny fampiroboroboana ny vondron’olona mpanjono. Atao any Ambovombe, faritra Androy ity atrikasa ity. Nampahatsiahivina omaly ny lalàna mifehy ny vondrona misy an’ireo mpanjono sy ny asam-baomiera samihafa. Nahazo ny amboara “African […]
Taratra
Itasy sy Bongolava : fanadihadiana mialohan’ ny hizarana fahazoan-dalana hitrandraka
Nidina ifotony tany amin’ny faritra Itasy sy Bongolava, ny volana jona teo, ny Vaomiera misahana ny fanavaozana ny fahazoan-dalana hikaroka sy hitrandraka (PRE) harena an-kibon’ny tany. Nanatanteraka izany ny solontena avy amin’ ny sampandraharaha voakasika ao amin’ny minisitera foibe sy ny fitantanana iraisam-paritra Antananarivo (DIRA). Fepetra tsy maintsy raisina mialoha […]
Tsy an-jaza velively!
Nivoaka iny ny datim-pifidianana. Ho raikitra ny lalao na mbola misy aza ny fepetra hafa takin’ny mpamatsy vola. Andrasana ihany koa ny fanambarana ataon’ny filohan’ny Repoblika, amin’ny alahady ho avy izao. Betsaka ny maminavina izay ho vontoatin-dresaka. Tsy misy mipika anefa izany fa ny azo antoka, lahateny ho an’ny […]
Milina indostrialy : nahazo ny anjarany i Fenoarivo Atsinanana sy Soanierana Ivongo
Hampiroborobo ny famokarana sy ny fanodinam-bokatra ary hampiakatra ny toekaren’ny mponina ny taninketsa indostrialy napetraka ao Fenoarivo Atsinanana sy Soanirenana Ivongo. Nisitraka ozinina ary nahazo milina hoentina mampiroborobo ny vokatra any an-toerana i Fenoarivo Atsinanana sy Soanierana Ivongo. Milina fanamainana voankazo ahafahana mitahiry azy tsy ho simba no natolotra ny […]
TSELATRA
Roa lahy tra-tehaky ny mpitandro filaminana noho ny fihazonana zava-mahadomelina tetsy Namontana, afakomaly. Nataon’ny polisy fisavana tampoka, nahitana fonosana rongony tamina harona plastika nilanja 10 grama teny amin’izy mirahalahy. Nokasaina ho fohana teny Andohatapenaka io rongony io, araka ny famotorana natao azy mirahalahy. Voasambotra ny mpangalatra moto iray, tetsy Amboditsiry, […]




