Tapitra tamin’ny 27 janoary 2023 ny taom-piotazana sy ny fanondranana letisia avy eto Madagasikara mankany ivelany. Araka ny antontanisa navoakan’ny Foibe teknika mikasika ny zava-maniry any Toamasina (CTHT), nihena ny vokatra raha oharina tamin’ny taom-pamokarana 2021-2022. Nidina ho 14 390 t ny letisia naondrana tany ivelany ny taona 2022-2023, ka nalefa […]
Taratra
VAOVAO TAMBATRA
Saika tapaka daholo ny famatsian-drano teto an-drenivohitra sy ny manodidina, omaly atoandro hatramin’ny hariva. Araka ny fanambaran’ny Jirama, nisy simba ny fantsombe mamatsy rano eny Ampandrianomby, Ambatoroka ary Ambodifilao. Efa niverina tsikelikely ny famatsiana nanomboka tamin’ny 6 ora hariva. Efa mihoatra ny 5 000 Ar ny sandan’ny 1 euro. Manodidina […]
Fiarovana ny tontolo iainana: miainga amin’ny tsirairay ny asa maharitra atao
Miankina amin’ny olombelona ny hoavin’ny tontolo iainana. Mila tonga saina amin’ny tokony hataony ny tsirairay hamerenana indray ny hakanton’ny harena voajanahary. Mila tonga saina amin’ny fahapotehan’ny tontolo iainana ny olombelona. Mpiara-belona amin’ny rohivoaary isika kanefa tsy mahafantatra ny lanja entiny ho an’ ny olombelona. Antony nahatonga ny hetsika “Portes ouvertes […]
INDRAY MIJERY
Maherin’ny 500 000 isan-taona ny olona matin’ny fanafody sandoka, araka ny tatitra navoakan’ny Firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Tafiditra anatin’izany ny eto Madagasikara. Maro ny antony, mety ho tsy fahatomombanan’ny fitehirizana azy na ny famokarana sandoka mety hitera-doza. Manao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 ho an’ny zokiolona mandray volan’ny fisotroan-dronona ny […]
FANADINANA BEPC: hivaly rahampitso ny eto an-drenivohitra
Efa nanomboka ny alatsinainy teo ny fandikana ny naotin’ny mpiadina tsirairay anatin’ny ordinatera, ho an’ny Cisco Antananarivo Renivohitra, ka ny 80% no vita hatry ny omaly. Mbola hitohy, anio, ny asa sy ny fanamarinana samihafa. Indraindray misy ny “déliberation” fa tsy voatery hirosoana hatrany fa arakaraka ny zava-misy, hoy ny […]




