Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny Sûreté urbaine ny jiolahy nangalatra fiara, nanaovana filazana fahaverezana, tao amin’ny tambajotran-tserasera “facebook”. Tratra teny Ankadilalampotsy Ankaraobato ity jiolahy ity, omaly tolakandro tamin’ny 1 ora. Nafeniny tao amina kizo iray ity fiara ity rehefa avy nangalariny. Tsiahivina fa very nisy nangalatra teo amin’ny fiantsonan’ny […]
Taratra
Ilaina ny fandinihan-tena
Trangam-piarahamonina iray nanaitra tamin’ity herinandro ity no andeha horesahina. Miditra anatin’ny vanim-potoanan’ny fanadinana ny ankamaroan’ny sekoly, indrindra ny sekoly tsy miankina. Misy amin’ny mpianatra anefa no tsy afaka niatrika izany noho ny antony samihafa. Antony iray tena nanaitra no hasiana tsindrim-peo: ireo ankizy navoaka ny efitrano ka nalefa nody, satria […]
Tapaka hisatra: taxi-be nahafaty mpitondra moto iray tetsy Avaradoha
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina indray tetsy Avaradoha, boriborintany fahatelo, omaly maraina. Namoy ny ainy vokatry ny ratra mafy nahazo azy ny lehilahy iray. Nifaoka moto roa sy fiara tsy mataho-dalana ary sprinter, ny taxi-be iray tapaka hisatra avy any Ampasapito hizotra ho any Avaradoha, omaly tamin’ny 9 ora sy sasany maraina. […]
Andavamamba : jiolahy roa lavon’ny polisy
Nirefodrefotra ny basy tetsy Andavamamba, omaly hariva. Jiolahy roa mpanao fanafihana mitam-piadiana maty voatifitra ny SAG raha nikasa handositra. Miisa dimy ireo jiolahy nifanenjehana. Tratra ny telo ka lavo teo noho eo ny roa, araka ny nambaran’ireo nanatri-maso. Azo sambo-belona kosa ny iray. Tafaporitsaka ireo namany. Malaza ratsy amin’ny fanafihana […]
Naman’i Yarisy… : maty voatifitra i Lex sy Manantany
Lavon’ny miaramilan’ny Base opérationnelle Avancée (BOA), Bravo, ao amin’ny fari-piarovana sy fandriampahalemana Ikopa (ZDS), afakomaly alina, ny jiolahy mpiray tarika amin’i Yarisy antsoina hoe i Lex sy i Manantany. Nandritra ny fisafoana nataon’ireo miaramila mpampandry tany no nahatrarana ireto dahalo mitam-piadiana mahery vaika ireto. Dahalo raindahiny ikoizana amin’ny asa fampihorohoroana sy famoretana ary […]




