Hisy ny atrikasa mahakasika ny famoronana sy ny fanoratana, ataon-dRalantoaritsimba Nirina, ny sabotsy 13 mey 2023, ho an’ny ao Ihosy, ary ny Alatsinainy 15 mey 2023, ho an’ny ao Toliara. Ny Academie national des Arts et de la culture na ANAC no mikarakara ny hetsika. Hetsika natao ho fampanarahana fenitra […]
Taratra
“Feo sy Gitara”: hiray sehatra indray ry Mahaleo, Lolo sy ny tariny, Tselonina, sns
Raha manonona ireo tarika mpandray anjara, dia sarin-gitara sy ilay “revy ambony tamboho” avy hatany no mby ao an-tsaina… Ho tafaraka an-tsehatra ao amin’ny Coliseum indray, hampirevy “Feo sy Gitara”, izy ireo. Ela no niandrasana azy! Maro ireo nahatsiaro ilay seho goavambe na ny “Mega Concert”, izay notontosain’ny tarika Mahaleo […]
Ligue des Champions: hanala vela amin’ny Inter ny AC milan
Notanterahina ny alarobia lasa teo, ny lalao manasa-dalana mandroso, amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa « Ligue des Champions ». Hanala vela amin’ny Inter Milan ny AC Milan, lavon’ny Inter tamin’ny isa 2 no ho 0, izy ireo. Fihaonana notontosaina tao amin’ny kianjan’ny San Siro. Tsiahivina fa i Dzeko, lohalaharan’ny Inter no nanokatra […]
Amboara rezionaly U19: hanao ny famaranana Itasy sy Atsimo Andrefana
Nifarana ny alarobia lasa teo, ny dingana faharoa amin’ny fiadiana ny amboara rezionaly “Coupe Régionale U19”, taranja baolina kitra. Ny ekipa voafantin’Itasy sy Atsimo Andrefana no hihaona eo amin’ny lalao famaranana, hotanterahina eto Antananarivo, kianja Elgeco Plus By-Pass, ny 14 mey ho avy izao. Marihina fa ho fiatrehana ny “Cosafa […]
World Cup Fiba 3 x 3 : nomen’ny Telma fitaovana ny Ankoay
Tonga nanolotra fitaovana sy fanamiana ofisialy fitondra milalao ho an’ny ekipam-pirenena, Ankoay lehilahy, ny orinasa Telma. Notanterahina, omaly, teny amin’ny Palais des Sports Mahamasina izany ary natrehin’ireo mpikambana eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB). Natao ho fanampiana ny ekipa malagasy izay hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany « World FIBA 3 […]




