Tsy ampy ny akora fototra ilaina amin’ny asa tanana vita malagasy amin’izao fotoana izao. Ankehitriny, zara raha misy 2 % amin’ireo mpanao asa tanana no afaka manondrana ny vitany. Taloha, i Frantsa no tompon’ny tsena malagasy, ankehitriny, i Chine no mandray karazany maro, hatramin’ny akora fototra. Raha amin’ny akora fototra, […]
Taratra
Fandraharahana eto an-toerana : mirona any amin’ny « e-commerce » ny karazam-barotra
Fandraharahana no be mpisafidy amin’ny asa atao amin’izao fotoana. Saingy mila fantarina mialoha ny sehatra hidirana. Raha tamin’ny taon-dasa, ireto no sehatra hita hisafidianan’ny maro mampidi-bola haingana. Satria mivoatra hatrany ny teknolojia, betsaka ny mirona any amin’ny «e-commerce» hanolorana karazam-barotra maro. Ireo kojakoja fampiasa andavanandro, fitafiana, kiraro, hatramin’ny fiarakodia misy […]
Novidiana taty Madagasikara : trondro 3,5 t tratra tatsy Mayotte
Namoaka fampahalalam-baovao ny prefektioran’i Mayotte, ny 17 janoary teo. Nambarany fa nisy hetsika nataon’ny tompon’andraikitra mikasika ny jono sy ny fari-dranomasina any an-toerana, nahitana sampandraharaha maromaro, ny zoma 13 janoary 2023 lasa teo. Nisy sambo nitondra hazandrano, manana laharana any Mayotte, nosavain’ny vondrona mpanara-maso ny morontsiraka (ULAM). Tsikaritra fa tsy […]
Famatsiam-bola avy amin’ny Bad : hatsaraina ny fifehezana ny rano
Natao sonia, ny talata 17 janoary teo, ny fifanarahana famatsiam-bola roa sosona iarahana amin’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Mifantoka amin’ny hifehezana ny rano sy ny loharano izany, hanatsarana ny fotodrafitrasa samihafa mifandraika aminy. Famatsiam-bola fanampiny ny voalohany, ao anatin’ny Fandaharanasa famatsiam-bola ho an’ny ambana amin’ny loza voajanahary aty […]
Fiatrehana ny rivodoza : mila mailo ny rehetra
Mila mailo amin’ny fiatrehana ny rivodoza. Mifanaraka amin’ny filazana voaray ny fihetsika tokony hananana sy ny fepetra raisina. Raha maharay filazana miloko maitso na filazana fanairana ny faritra onenana dia manodidina ny 2 hatramin’ny 5 andro mialohan’ny hahatongavan’ny rivodoza izay. Tsy tokony hiandriaka intsony, otazana ny voly mba tsy ho […]





