Taratra

Trano nilatsaham-potaka : efatra mianadahy namoy ny ainy

Nilatsaham-baratra ka nahafatesana olona telo tao amina tokantrano iray ao Ampandrambe, fokontany Ambararatasarotra, distrikan’ Ambatofinandrahana, ny 12 janoary teo. Tamin’ny 02 ora sy sasany tolakandro, samy tao an-trano ireto fianakaviana ireto. Nipoaka tampoka ny varatra. Efa tafiditra tao an-trano anefa izany ka nirehitra ny tafo. May nandritra io ny lehilahy […]

Handball – IHF Trophy U20 : hifanandrina voalohany amin’ny Akio i Rwanda

Niainga androany hihazo an’i Congo ny Akio Mada­gas­car, sokajy U20 lehilahy. Han­dray anjara amin’ny “IHF Trophy U20” Afrika no anton-dian’izy ireo any. Ny ekipan’i Rwanda, tompondaka tao amin’ny faritra fahadimy no hifanandrina amin’ny Akio Madagasikara, ny 16 ja­noary ho avy izao. Fihao­nana izay hotanterahina ao Congo, amin’ny 5 ora hariva. […]

Faneva Ima: hitantara ny lalaon’ny Barea sy i Ghana

Mifantoka any Algérie avokoa ny sain’ny rehetra, nanomboka omaly zoma, nanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”. Ani­san’ireo miatrika izany ny Ba­rea de Madagascar, izay hiditra an-tsehatra rahampitso alahady. Hifandona amin’ny Black Galaxie Ghana ry zalahy amin’ity andro voalohany ho […]