Taratra

Tsipy kanetibe: manohitra ny FSBM ny ligin’Analamanga

Tonga amin’ny tsy fifanarahana eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny Fédération Sport Boule Malagasy (FSBM) ny sazy sy fiampangana sesilany mahazo ny mpitantana ny tsipy kanetibe malagasy. Tsy nitsitsitsitsy fitenena mihitsy, Andria­mi­le­rovason Amirou­dine, filohan’ny « Fédération Sport Boule Malagasy » (FSBM), omaly, nanoloana ny mpanao gazety tetsy amin’ny ANS Ampefiloha, nanazava fa malagasy […]

Varotra anatiny : fihariana tsy manara-dalàna no betsaka

Mahazo vahana hatrany ny varotra anatiny tsy manara-drafitra na tsy manara-dalàna (informel) manerana ny Nosy. Maro anisa indrindra amin’ireo entam-barotra vokarina mitokana, anatin’izany ny sakafo, dia varotra tsy manara-dalàna, toy ireo hita eny amoron-dalana. Betsaka ny fanadihadiana efa natao mom­ba an’io varotra io nataon’ny Instat. Misy tsy manana endrika fihariana […]

Ankilimalinike Toliara: miantso ny fanjakana hanokatra ny Base Toliara ireo nanohitra tany aloha

Ela loatra ny fiandrasan’ny mponina ao amin’ny fokontany Benetsy, kaominina Ankilimanilike, ka hamafisin’izy ireo ny antso amin’ny fanjakana hanapa-kevitra mikasika ny orinasa Base Toliara. Notsorin’izy ireo fa « tokony efa nivaha hatry ny ela ny tsy fananan’asa sy ny tsy fandriampahalemana raha navelan’ny fanjakana niasa ity orinasa ity ». Nanome toky i […]