Politika

FANTINA sy FINTINA

Raha misy ny rivodoza tsy hahazoana manao ny fifidianana amin’ny 11 desambra, tsy maintsy mitodika any amin’ny Filankevi-panjakana ny Ceni, araka ny fanazavan’ny filohany, Andrianarisedo Dama Arsène Retaf, teny Alarobia, ny faran’ny herinandro teo. Hampahafantarina amin’izany ny fisian’ny antony tsy azo anoarana, ary hamoaka fanapahana ny Filankevi-panjakana. Nanolotra fanampiana sosialy […]

Ravoajanahary Johary: «Hafa mihitsy ny fifandraisana mivantana amin’ny olona»

Nangina nandritra ny fotoana maharitra ny mpanao gazety sady mpanao famakafakana, Ravoajanahary Joha­ry, tale jeneralin’ny Ofisim-pirenena momba ny radio sy ny televiziona taloha. Tao anatin’ny herinandro vitsivitsy, nivoaka tamin’ny tambajotran-tserasera ny tenany. Nitondra ny famakafakana sy fametrahana fanontaniana nahafantarana azy hatrizay. Namokatra ny fandaharana Solanga izy, izay azo arahina amin’ny […]

Filoha Rajoelina Andry: nohamafisiny fa politikam-pirenena ny teknikam-pambolena Pfumvudza

Tafiditra anatin’ny politikam-pirenena ny fanelezana ny teknikam-pambolena Pfumvudza. Nanamafy izany ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tany Zimbabwe, omaly. Nataony laharam-pahamehana ao anatin’ny Politika ankapoben’ny fanjakana ny fampiroboroboana ny fambolena. Tanjona, hoy izy, ny hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo ho an’i Madagasikara. Name­traka fanamby ihany koa izy fa haverina amin’ny sata maha […]

TANAN-dehibe: nankatoavina ny Drafi-panajariana

Tontosa omaly, teny amin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany, teny Anosy, ny atrikasa fankatoavana ny Drafi-panajariana ny tanàn-dehibe na « Plan d’urbanisme directeur » (Pudi). Nanatrika izany ireo solontenan’ny minisitera samihafa, niaraka tamin’ireo ben’ny Tanànan’ireo kaominina hisitraka ny tetikasa. Ankoatra ny fahazoana tanàna mirindra sy milamina, tanjona amin’izany koa ny hampahafantatra an’ireo tomponandraikitra […]

Depiote Zavamanitra : fanamby ny hampandroso an’i Fandriana

Tomefy olona ny kianjan’i Beapombo, Fandriana, omaly. Tafapetraka amin’ny fomba ofisialy eo amin’ny toerana maha solombavambahoaka azy Andriamiharivolamena Zavamanitra. Notontosaina omaly, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny so­lom­bavambahoakan’i Fan­dri­ana, Andriamihari­vola­mena Liva Zavamanitra. Ny filoha lefitry ny Antenimieram­pire­nena ho an’ny faritanin’i Fia­narantsoa no nametraka ny samboady ho marik’izany. Va­hoaka maro no […]