“Natao hampitana ny hafatr’Andriamanitra ny polipitra izay an’ny fiangonana. Marobe ny vahoak’Andriamanitra, samy manana ny heviny, samy manana izay andrasany ao am-piangonana. Tsy lampihazo politika ny polipitra, tsy natao hanehoana ny hevitry ny tena”, hoy ny sekretera jeneralin’ny Isika fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina (IFI), ny pasitera Razafidramanitra Nestor, momba […]
Politika
Andriamarotafika Soava : “Miankina amin’ny lalàna mivoaka ny fahazoan’ny diaspora mifidy”
Araka ny nambaran’ny minisitry ny Raharaham-bahiny mpisolo toerana, hahazo hifidy ny teratany malagasy any ivelany na ny diaspora. Maneho ny fijeriny ny mpampakateny eo anivon’ny Ceni, Andriamarotafika Soava: “Miankina amin’ny fivoahan’izay lalàna na didim-panjakana izay ny hahazoana mampiditra an’ireo teratany malagasy any am-pielezana ao anatin’ny lisitry ny mpifidy.” Dinidinika… Gazety […]
Fandaharan’ny onjam-peo
Ahoana ity fitotongan’ny sandam-bola Ariary ity ? Aiza ny tena olana eo amin’ny sehatry ny toekarena eto amintsika sy ny toeran’ireo mpampiasa vola vahiny ? Mitondra inona eo amin’ny fihariana sy ny toekarena ny fironan’ny maro amin’ny fanorenana toeram-pialamboly toy ny “Espace” na koa fividianana fiara “Sprinter”, hanaovana fitaterana… ? […]
Antoko Farimbona : hanohana ny filoha Rajoelina
“Tsy ampy ny fe-potoam-piasana iray ahazoan’ny filohan’ny Repoblika manatanteraka ireo asa fampandrosoana ary hitarihana ny asa amin’ izany eto amin’ny firenena”, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Farimbona, Razafimaharo Désiré. Ilaina ny fe-potoam-piasana faharoa manaraka hahazoana mananteraka sy mampitohy ireo dingana maro samihafa amin’ny fampandrosana ny firenena. Ny etamazaoro politika rehetra, […]
Mpandrindra ny HVM, Rakotovao Rivo : “Ahafahana manitsy ny lalan-kombana ny toriteny…”
Nanome lesona. Nitondra ny heviny koa ny avy amin’ny fanoherana, ankoatra ireo avy amin’ny mpanohana ny fitondrana, nanao fanehoan-kevitra sesilany. Manana ny fijeriny ny avy amin’ny HVM, Rakotovao Rivo. Nambarany fa marary ny firenena matoa miteny ireo raiamandreny ireo. “Tsy aleonao ve misy miteny sy mananatra izy ireo mba ahafahanao […]