Nanaitra ny maro ny fitakian’ny Unicef ny hamerenana ny vola fanampiana izay nanaovana fandaniana tsy nifanarahana. Tsy afa-miala amin’izany ny fanjakana, raha ny fijerin’ny mpahaihary Rajaonson Hugues. “Tsy afa-miala ny fanjakana amin’ izao, na hoe ny mpitondra teo aloha aza no nampiasa azy. Satria rehefa manao famindram-pahefana dia tsy maintsy […]
Politika
Fitantanana ny faritra: mihozongozona ny sezan’ireo governora sasany
Ho avy indray ny tombana, hampihozongozona ny seza’ny sasany. Anisan’ireo horaisin’ny filoha Rajoelina Andry amin’izao fiandohan’ny taona vaovao izao ireo governoran’ny faritra. Maromaro amin’izy ireo no mety hisaorana aorian’ny fihaonana sy ny tombana atao amin’ny asan’izy ireo. Anisan’ ny efa nahazo tsikera mivaivay sy nokianin’ireo depiote amin’ny distrika roa any […]
Fankatoavana lalàna: miankina amin’ny HCC ny momba ilay volamena atsy Maorisy
Hiverina hiasa, manomboka amin’ny herinandro ambony io ny eo anivon’ny HCC. Maromaro ireo asa sy vary mangatsiaka tsy mbola nankatoavin’izy ireo amin’ny lalàna nolanian’ireo parlemanta. Anisan’ny andrasana amin’ireo mpitsara etsy Ambohidahy ny fankatoavana na tsia ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny fitsarana ho an’ny fanjakana maorisianina sy i Madagasikara. Miankina […]
Fitantanana sy andraikitra : hitondra fijery vaovao eo amin’ny politika i Durlin Retogniane
Iza izy ? Durlin Retogniane ny anarany. 39 taona ary manam-bady sy niteraka roa. Anisan’ny fialamboly tiany ny mamaky boky sy mijery horonantsary fanadihadiana “Documentaire”, amin’ny fahitalavitra. Mankafy fanatanjahantena ary efa nanao ny taranja basikety sy ny ping pong koa izy. Anisan’ny gadona ankafiziny ny hiragasy, tsapiky sy ny salegy. […]
Ramamonjisoa Régis: “Tanterahina rehefa tenenina”
“Tokony hojerena amin’izay ny hoe: tanterahina raha nampanantena zavatra ny vahoaka ny tena. Izay ny politika vaovao: tanterahina rehefa zavatra tenenina sy nampanantenaina”, hoy ny filoha lefitry ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara (RMDM), sampana Mahajanga, Ramamonjisoa Régis, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao. “Indraindray isika variana amin’ny hoe fampantenana”, […]