Manan-danja amin’ny maro ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao. Anisan’ny mahasarika ny ankamaroan’ny Malagasy ny miara-mifety amin’ny fianakaviana sy miala kely amin’ny mahazatra. Mbola vitsy ny olona tonga nanjifa ny tapakila ho an’ny eny anivon’ny trano fanaovana lanonana tamin’ny fotoana nanaovana fanadihadiana. Fotoana iarahan’ny mpianakavy miara-mifety ny […]
Songadina
Fiakaran’ny tohitry ny mikraoba amin’ny fanafody : Nahafaty olona 5 400 eto Madagasikara noho ny fanaovana dokotera tena
Miakatra ny tahan’ny tohitry ny mikraoba amin’ny fanafody eto Madagasikara. Samy misedra olana momba izany avokoa ny ankamaroan’ny sehatra rehetra, indrindra ny lafiny ara-pitsaboana. Antony tena mampirongatra azy io ny fanaovan’ny olona dokotera tena. Nanavotra ain’olona aman-tapitrisany ny antibiotika satria nampihena be ny fiantraikan’ny aretina eo amin’ ny olombelona sy […]
Fitaterana : Tafakatra 245 ny fiara miala an’Antananarivo mihazo ny faritra
Fotoana mahabetsaka mpandeha avy eto an-dRenivohitra mankany amin’ny faritra manerana ny Nosy ny vaninandro fety toy izao. Betsaka mpandeha indrindra amin’izany ny any amin’ny faritr’i Betsiboka sy i Boeny. Nahitana fiakarany ny tahan’ny olona miala ny Renivohitra mihazo ny faritra hafa manerana ny Nosy, tamin’ny fetin’ny Noely lasa teo, raha […]
Tsaboraha: Fetim-pianakaviana hifampiresahana amin’ny razana, any Betsimisaraka
Anisan’ny fomba malagasy iray matanjaka any amin’ ny foko Betsimisaraka ny tsaboraha. Efa miha lefy laza izany ankehitriny noho ny fivoaran’ ny teknolojia. Lanonana ara-drazana mbola tsy lefy laza ny antsoina hoe: “Tsaboraha” any amin’ny foko Betsimisaraka. Fomba amam-panao iray eo anivon’ny rafi-piarahamonina ao amin’ny faritra Analanjirofo sy Atsinanana izy […]
Fanomanana ny fetin’ny Noely: Maro mpividy ny vatomamy eny an-tsena, ho mariky ny hafaliana
Rehefa ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Noely tahaka izao, mahasarika ny ankamaroan’ny olona ny mividy vatomamy sy sokolà. Fomba efa fanao ho mariky ny fifampizarana hamamiana sy hafaliana eo amin’ny isan-tokantrano sy ny isam-piangonana izany amin’ny ankapobeny. Andro iray sisa no isaina dia ho tonga ny fankalazana ny fetin’ny Noely. […]




