Nomarihana, omaly, tetsy amin’ny Akanin’ ny marenina (Akama) etsy 67ha ny andro maneran-tany ho an’ ny fandrenesana eto Madagasikara. Lohahevitra nanamarihana ny hetsika ny hoe “Fanovana toe-tsaina, aoka hataontsika laharam-pahamehana ho an’ny rehetra ny fiahiana ny sofina sy ny fandrenesana”. Hahatratra 1,1 miliara ny isan’ny olona maneranan-tany tsy handre intsony […]
Songadina
Lalaina zanadrano : Mpanavotra olona maty an-drano
Mahagaga sy sarotra inoana saingy tena misy ny olona nomem-pahasoavana hafahafa amin’ny fiainana. Anisan’i reny i Lalaina zanadrano, in-46 nikaroka olona maty an-drano. Tovolahy iray, zanak’ olona sahirana, monina sy mipetraka ao Salazamay Atsimo, i Lalaina. Noraisin’ny kaominina ho mpiasa eo anivon’ny vondrona mpamonjy voina noho ny fahaizany manokana mahakasika […]
Fahatapahana lalandra (AVC) : 20 hatramin’ny 55 taona ny olona tena voan’ny aretina
Mihamaro hatrany ireo mararin’ny fahatapahana lalandra maneran-tany. Mianjera, fanina tampoka, torana, marary an-doha… Anisan’ny tranga miseho sy mahazo ny olona ireo rehefa tratran’ny AVC izy. Mety mitarika fahafatesana ihany koa izany raha taraiky ny fitsaboana. Izay nihamaro tato ho ato. Miisa 130 000 isan-taona ny olona voan’ny fahatapahana lalandra any […]
Ambohidrabiby: anisan’ny fototra niaingan’ ny tantaran’Imerina
“Ambohidrabiby, hasin’Imerina”. Izany no manambara ny maha vohitra manana ny maha izy azy sy mampiavaka azy eto Imerina. Ankoatra ny maha anisan’ny vohitra 12 ity toerana ity, niavaka ara-tantara koa izy. Raha ny mahakasika ny tanàna, Ankotrokotroka no anaran’iny vohitra iny tamin’izany andro izany. Ala mikitroka fonenan’Andrianakotroka izay vazimba teny […]
Tsy fananana lavapiringa: 300 000 Ar ny sazin’ny fanariana maloto ankalamanjana
Manodidina 28 -30 % ireo trano miorina eto Antananarivo no manana toeram-pivoahana na lavapiringa ara-dalàna sy manaraka ny fenitra tokony ho izy, raha ny tatitra voaray eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Olana mahatonga izany ny tsy fanokanan’ny olona tetibola hanorenana lavapiringa eny anivon’ny tokantrano. Mampiasa lavapiringa ho an’ny daholobe na […]