Songadina

Fitateram-bahoaka: asa fanasoavam-bahoaka fa tsy mahavelona intsony

Anisan’ny be mpisehatra indrindra eto Madagasikara ny asa fitateram-bahoaka, raha ny zava-misy. Ankoa­tra ny olon-tsotra, efa nisy ihany koa ny mpanao politika nikasa hanao izany teto amin’ny Nosy. Maro amin’ ireo mpitatitra no matiantoka amin’ ny fanaovana ny asa, raha ny fanadihadiana natao. Anisan’ny mampimenomenona ny mpanjifa ny ha­natsarana ny […]

Filatsahana an-tsitrapo : tsy hitadiavana tombontsoa fa hanampiana ny mpiara-belona

Sehatra iray anisan’ny mahasarika tanora maro ny filatsahana an-tsitrapo ma­ne­­ran-tany. Ani­san’ny sampana iray mandray iza­ny, ary miasa eto Mada­gasikara ny Croix-Rouge Ma­la­gasy. Aha­zo­ana tombontsoa maro ny fiseharana amin’izany, ra­ha ny fanadihadiana natao. Manodidina ny 10 333 ny isan’ny mpilatsaka an-tsitrapo eo anivon’ny Croix-Rouge Malagasy (CRM) hatramin’izao, raha ny antontan’isa voaray […]

Antanambao Manampontsy: miandrandra ny fahavitan’ny lalam-pirenena faha-20

Lalam-pirenena azo sokajiana ho mampifandray kao­minina maro ao anatin’ny disitrikan’ Antana­m­bao Manam­po­ntsy sy Vato­mandry ny lalam-pirenena vonjimaika  faha-20 “RNT” (Route na­tio­nale temporaire). Mirefy 58 kilometatra miala eo amin’ny la­lam-pirenena faha-11 A, eo Ilaka Atsinanana ka hatrany Antanambao Manam­pontsy ity lalana ity. Lavitra sady ratsy ny lalana, raha ny zava-misy sy […]

FIKAMBANANA DIAMARO : nanolotra dabilio ho an’ny EPP Ambalanaomby, Farafangana

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 20 ja­noary 2024, ny fotoam-piasan’ny fikambanana Dia­maro, izay tarihin’ny filoha sady mpa­norina, Velo­mi­hoatra Painchard. Natomboka tamin’ny lafiny sosialy ny hetsika. Nisy ny fanolorana da­bilio ho an’ny sekoly fanabeazana fototra, EPP, tao Am­balanaomby, kaominina am­bonivohitra Farafangana, Fa­ritra Atsimo Atsinanana. Tan­jona ny hanampiana ny ray aman-dreny […]

Fiovaovan’ny toetr’andro : mandrisika ny olona hamboly ny fisian’ny zana-kazo maimaimpoana

Ao anatin’ny fot­o­ana fambolen-kazo tanteraka isi­­ka izao. Man­dri­sika ny olona hamboly ny fisi­an’ny fizarana zana-kazo maimaimpoana. Tanj­ona ny ha­me­ren­a­na ny ala potika eto Mada­gasikara. Hisokatra amin’ny fomba ofisialy ary manomboka androany ny taom-pambolen-kazo 2023- 2024 eto Madagasikara. Tanjona apetraka amin’izany ny hahavitana voly zana-kazo manodidina ny 300 000 000 isa ao […]