Nitatitra ny zava-nisy tany Isalo ny mpitantana azy, Madagascar National Parks (MNP). Nisy trangan’afo manodidina ny valanjavaboahary arovana, ny 18 aogisotra teo, tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany hariva. Mirefy 4 ha ny faritra may, izay rakotra bozaka sy vato. Tselatr’afo 3 mitsitokotoko niantomboka tany Zahavola, anelanelan’ny hotely Satrana […]
Toe-karena
Autoroute: ho vitaina godirao amin’ity taona ity ny 25 km
Mirefy 80 km ny ampahany voalohany amin’ny arabe migodana hosoritina amin’ity taona 2024 ity. Novaina ny soritry ny lalana, tsy hikitika ny vakoka sy ny tanimbary. Mitohy ny asa fanamboarana ny arabe migodana, miainga eto Antananarivo mankany Toamasina. Nohamafisin’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP), fa lalana mahazaka fiara roa mandroso sy […]
Mahajanga : Tobina herinaratra 5MW avy amin’ny masoandro
Nihaona tamin’ireo tomponandraikitra sy teknisianin’ny Jirama ao Mahajanga ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Jean Baptiste Olivier, ny sabotsy 17 aogositra teo. Nanatrika tao koa ny talen’ny kabinetran’ny minisitra, ny tale iraisam-paritra DIEH Mahajanga ary ny teknisiana avy amin’ny orinasa Enelec sy Henri Fraise Fils & Cie, anisany […]
VAOVAO TAMBATRA
Maro ny karazan-trondro azon’ny mpanjono ao Mahajanga. Nijery ifotony izany ny minisitry ny Jono, Mahatante Paubert, ny herinandro lasa teo, sady niresahany ny haben’ny trondro sy ny vidiny ary ny lalam-barotra. Noresahina koa ny teknikam-panjonoana sy ny fahazoan-dalana hanjono. Nentanin’ny minisitra izy ireo mba hanara-dalàna, mba tsy hahalany tamingana ny […]
Fandaharana televiziona : mivoatra ny tolotry ny Startimes
Manatsara ny tolotra omeny ny mpanjifa ny orinasa mpamokatra fandaharana televiziona, StarTimes. Azony ny fahazoan-dalana manokana, hamoahana eto Madagasikara ny lalao mivantana, ny fifanintsanana baolina kitra espaniola, «La Liga 2024-2025» rehetra, mahatratra 380. Ho hita ao amin’ny sampam-pandaharana «ST Premium sy ST Sports Life». Misy ny fiaraha-miasa amin’ireo mpanao gazety […]