Hitondra fanovana goavana eo amin’ny sehatry ny solika ny fanjakana. Hanohanana ny fampandrosoana ny toekarena, ny famatsiana ary hampihenana ny fanafarana any ivelany izany. Hanavao ny politika fampiasana solika ny fanjakana, hiantohana ny famatsiana sy hampihena ny fiankinandoha any ivelany. Tanjona ny hisitrahan’ny faritra rehetra, lavitra sy saro-dalana, ny vokatra. […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Miantso ny mpiray tanindrazana hanakalo maimaimpoana ny vola rovitra na simba ny Banky Foiben’i Madagasikara (BFM). Vola taratasy manan-kery sy ara-dalàna ireo hatakalo, tokony ho feno mihoatra ny antsasany (+51%) ny faritry ny vola mba hahafahana manamarina azy. Mila hita mazava ihany koa ny laharam-pamantarana. Misokatra manomboka ny alatsinainy ka […]
Solika : Gazoala 60 tapitrisa litatra hiantoka ny famatsiana
Vita sonia ny alakamisy teo, teny Ampandrianomby, ny fifanaraham-piaraha-miasa hampindramana gazoala 20 000 m³ sy hivarotana gazoala 40 000 m³ eo amin’ny orinasa State Procurement of Madagascar (SPM) sy ny vondron’ireo mpandraharaha amin’ny solika eto Madagasikara (GPM). Tanjona ny hampitombo ny tahiry sy hiantohana ny famatsiana manerana ny Nosy mialoha […]
Salon de l’Auto : Hasongadin’ny GCam ny teknolojia niomerika
Andiany roa miaraka! Hatao ny 25 hatramin’ny 27 septambra, sy ny 1 hatramin’ny 4 oktobra ho avy izao, eny amin’ ny CCI Ivato, ny Salon de l’Auto Madagasikara. Mikarakara azy ny Vondrona mpanafatra fiarakodia eto Madagasikara (GCam). Lohahevitra noraisina amin’ireo andiany roa ireo ny hoe: « fivezivezena lalintsaina » (Mobilité intelligente), manaraka ny […]
CREM : Mandroso ny faritra misy indostria vaventy
Maneho hevitra ny mpahay toekarena, Andrianantoanina Jonah, anisan’ny mpanorina ny Vovonana mandalina ny toekarena eto Madagasikara (Crem). Nasiany teny ny fampandrosoana entin’ny indostria vaventy eny ifotony. Nasongadiny fa afaka manova faritra iray manontolo ny indostria vaventy ao an-toerana. Satria, tsy mionona fotsiny amin’ny orinasa indostrialy fa mahakasika sehatra maro, toy […]




