Vita sonia ny alarobia teo ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Antenimieran’ny varotra sy ny fiaraha-miasa Kanada-Madagasikara (Cancham) ary ny FinTech sy ny Vanilla Pay International. Tanjona ny hanamora ny fandoavam-bola sy hahafahan’ny orinasa malagasy miditra amin’ ny tsena kanadianina. Hisitraka izany voalohany ireo mpandraharaha handray anjara amin’ny Mission économique et commerciale […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Ahemotra amin’ny talata 1 septambra, amin’ ny 7 ora maraina, ka hatramin’ny alarobia 2 septambra amin’ny 7 ora hariva, ny fanapahan-dalana mahakasika ny fametrahana ny tetezamby (pont bailey) eo amin’ny tetezana Berivotra RN4, PK 520+10. Tsy misy ny lalam-piviliana azo ampiasaina mandritra ny fanatanterahana ny asa. Iangaviana ny mpampiasa lalana […]
Cacao malagasy : Misandratra eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena
Tsara toerana amin’ny kalitao maneran-tany ny cacao malagasy. Nosokajian’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny cacao (ICCO) ho 100% manana tsiro sy hanitra miavaka izy ary manan-danja eo amin’ny sehatry ny fanondranana. Vita sonia, omaly, tetsy Antaninarenina ny fifanarahana stratejika iraisam-pirenena momba ity vokatra ity. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasa sy hampiroboroboana […]
Pr Ratsimbazafy Jonah : Notolorana « Grand Officier de l’Ordre National »
Tsapan’ny fanjakana ny zava-bitan’ireo oloben’ny tontolo iainana eto amintsika. Izany no nahatonga ny teratany malagasy, Pr Ratsimbazafy Jonah sy ny teratany vahiny roa notolorana mariboninahi-pirenena, omaly. Rariny sy hitsiny raha omena lanja ny olona sy mpisehatra nahavita ezaka lehibe ho an’ny firenena. Notontosaina omaly, teny amin’ny Lapan-panjakana Iavoloha, ny lanonana […]
Hetsika Rohy : “Mila adihevitra ny firotsahan’ny mpitondra”
“Anisan’ny tokony hitondrana adihevitra ao anatin’ny fikaonandoham-pirenena ny fiatrehan’ny mpitondra ankehitriny ny hoavy: anisan’ireo hirotsa-kofidina, ho mpilalao amin’ny fifidianana ve izy sa anisan’ireo mpanomana ny sehatra mba hahazoan’ny rehetra mirotsaka ao anatina fifidianana madio sy mangarahara ?” Io ny fanehoan-kevitry ny mpandrindra teknika ny hetsika Rohy, Andriamoraniaina Harijaona, teny Ambatonakanga, omaly, […]




