Hojerena ny fiaraha-miasan’i Madagasikara sy Afrika atsimo eo amin’ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Hampitomboina ny sidina ho tonga eto amintsika na avy amin’ireo kaompaniam-pitaterana avy ao Afrika na eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Hojerena koa ny sehatry ny fitaterana an-dalamby hampandrosoana sy hanitarana ny zotra efa misy. Tsy mbola nampiditra […]
Toe-karena
Minisiteran’ny Fambolena: Ady amin’ny kolikoly any amin’ny faritra
Napetraka ny rafitra hiadiana amin’ny kolikoly eny anivon’ny Fitantanam-paritry ny fambolena sy ny fiompiana (Drae) faritra Atsinanana. Tonga tany Toamasina, ny 5 marsa teo, ny rantsamangaikan’ny Bianco ao amin’ny minisitera Minae (UAI LCC/ Minae), nihaona tamin’ny mpiasa any an-toerana. Nohazavaina ny paikady mifanaraka amin’ny Politka ankapoben’ny fanjakana (PGE) isaky ny […]
Fampandrosoana : Hamafisina ny fiaraha-miasan’ny fanjakana sy ny tsy miankina
Voaresaka nandritra ny fikaonandohan’ ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina ireo paikady maharitra ho an’ny fampandrosoana ny firenena. Mila hamafisina ny fiaraha-miasan’ny roa tonta ho an’ny fampiroboroboana ny toekarena. Vaindohan-draharaha ho an’ny fampandrosoana ny firenena ny fiaraha-miasan’ny rafi-panjakana sy ny sehatry tsy miankina. Nifanakalo hevitra momba ireo paikady maharitra […]
Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy : Mavitrika amin’ny fandraisana andraikitra izy ireo
Nifampizara traikefa sy torohevitra tetsy amin’ny Antenimieran’ny indostria sy ny varotra Antananarivo (CCIA), afakomaly, ireo vehivavy mpitarika eto amin’ny firenena. Hetsika nanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy. Lohahevitra tamin’ity taona ity ny hoe « vehivavy, reny, mpitarika : mpisehatra ho an’ny fanovana ». « Manan-talenta manokana isika Malagasy amina sehatra maro », hoy […]
VAOVAO TAMBATRA
Tsy azo atao intsony ny fanovanana ny sorabola (avenant) amin’ny tsenambaro-panjakana rehefa vita ny fandraisana tanteraka ny asa. Tsy maintsy atolotra ny filankevitry ny minisitra na ny governemanta ny fanaovana azy raha misy. Tsy azo hahitsy koa ny fifanarahana amin’ny vola aloa mialoha (avance) raha toa ka mihoatra ny 1/3 […]




