Hifanakalo antotam-baovao, manomboka anio, ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB) ary ny Global Fishing Watch amin’ny alalan’ny ny fitsirihana ara-zanabolana ny tontolo an-dranomasina. Hanampy amin’ny fananana ireo jery todika mahakasika ny antontam-baovao nanomboka ny taona 2012 ka hatramin’izao ity fiaraha-miasa ity. Noho izany, «hahafahana mijery ny zavatra nataona […]
Toe-karena
Youth Connekt Africa Summit 2024 : mandray anjara amin’ny hetsika i Madagasikara
Hotanterahina any Kigali Rwanda, manomboka rahampitso hatramin’ny talata ho avy izao, ny fihaonamben’ny tanora eto Afrika, “Youth Connekt Africa Summit 2024”. Mahatratra 33 ny firenena mandray anjara, anisan’ izany i Madagasikara. Tanjona amin’ny hetsika ny hiresahana betsaka kokoa ny hoavin’ ny tanora eto Afrika. Araka ny vaovao voaray, omaly, efa […]
VAOVAO TAMBATRA
Lany tsy nisy nitsipaka ny tetikasa Fly Over teny amin’ny Antenimieram-pirenena, omaly. Miisa roa ny fihodinan-dalana « Fly Over », ka eny Anosizato ny iray, ary eny amin’ny toby fitaterana Maki Andohatapenaka ny faharoa. Manodidina ny 30 tapitrisa dolara ny asa, ka avy amin’ny Banky arabo ho an’ny fampandrosoana ny 28 tapitrsa […]
Toekarena : “Mbola ambony ny vidim-piainana”, hoy ny BFM
Mbola lafo ny vidim-piainana eto Madagasikara tao anatin’ny telo volana fahatelo, taona 2024, raha ny nambaran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Tsinjony sady nohamafisiny tao anatin’ny fanadihadiana ara-toekarena nataony fa hihalafo hatrany izany eto amintsika ho an’ity taona 2024 ity. Nilaza ny governoran’ny BFM, Andrianarivelo Aivo, omaly, teny Antaninarenina fa: « […]
Asa vaventy : drafi-pirenena ho an’ny fitaterana
Nankatoavina omaly, ny fanavaozana ny Drafi-pirenena mahakasika ny fitaterana (PNT). Voakasik’izany ny sehatry ny fotodrafitrasa ho an’ny fitaterana an-tanety, an-dranomamy sy an-dranomasina ary ny an-dalamby. Tsy ao anatin’ny PNT kosa ny sehatry ny fitaterana ana habakabaka. Voarakitra ao anatin’ny PNT avokoa, ny fohy ezaka maharitra 5 taona, ny antenantenany, 10 […]




