Toe-karena

Moramanga: tohana RSE avy amin’Ambatovy

Ankoatra ny maha orinasa ara-toekarena ny tetikasa Am­batovy, manana drafitrasa ma­nokana izy amin’ny lafiny sosialy ho an’ny fiarahamonina (RSE). Anisan’izany ny sehatry ny fanabeazana. Nila­za ny lehiben’ny Cisco Mora­manga, Raberado Lahitsara, fa omena sakafo any an-tsekoly ny mpianatry ny EPP valo ao Moramanga. Maherin’ny 30 ny mpianatra nomena vatsim-pianarana any […]

Profilait: Miroborobo ny famokarana ronono

Seha-pihariana miroborobo ny fiompiana ombivavy beronono. Anisan’ny faritra iasan’ ny tetikasa Profilait, amin’ny alalan’ny fandaharanasa Afafi Afovoany, ny eny Ambohijafy sy Beronono Imerintsiatosika. Fahombiazana! Nivoatra ny fari-piainan’ny mpiompy nisitraka ny tetikasa Profilait, fandaharanasa hampiroboroboana ny lalam-pihariana ronono, vatsian’ny Tahirimbola eoropeanina ho an’ny fampandrosoana (Fed) ara-bola. Anisan’izany Randrianarison Rolland, mpiompy ombivavy […]

VAOVAO TAMBATRA

Nilanja 85 kilao ny trondro, tilapia sy karpa, azo tao amin’ny dobo anatin’ny toby miaramila Ensoa Antsirabe. Vokatra voalohany azo ny 27 septambra teo, tao amin’ireo dobo efatra natao ho fiompiana fitaratra. Miisa 2 800 ny zana-trondro narotsaka tao, nohatavezina nandritra ny 8 volana. Misy milanja 1,5 kg ny trondro […]

Tetikasa BLP : orinasa 300 notohanana

Fandaharanasan’ny Banky afrikana ho an’ny fampandrosoana (Bad) natsangana ny taona 2020 ny Fampandro­so­ana ny orinasa madinika sy salantsalany (MPME). Natao hampiroboroboana ny toekarena sy namoronana asa ho an’ny tanora sy ny vehivavy. Napetraka ny tetikasa SME Business Linkage Program (SME BLP), izay nahatratra 1 tapitrisa UC ny tetibola novatsian’ny Bad. […]

Robotika : azon’ny Malagasy ny medaly volamena

Natao omaly 29 septambra, tany Grèce, ny andro farany amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena robotika, “First Global Challenge”. Miisa 4 mianadahy ny tanora malagasy nisolo tena an’i Madagasikara. Taorian’ny fihaonana nisesy, azon’i Madagasikara ny voalohany, nandrombahana ny medaly volamena. Nizara ny hafaliany i Mariah, nilazany fa «tena faly tokoa izahay amin’izao fandresena […]