Miara-miombon’antoka ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (BAD) sy ny governemanta kanadianina hanokana tahiry ho fampiroboboana ny orinasa madinika hivelatra amin’ny sehatra fambolena sy fahaleovantena ara-tsakafo Nandritra ny fivoriambe momba ny sakafo tany Dakar, tsapa fa vonona ireo orinasa madinika sy salantsalany (PME) hameno ny banga hamelona ny tontolon’ny tontolo […]
Toe-karena
Krizy ara-tsakafo: manodidina ny 700.000 t ny vary nafarana
Ambony indrindra ny fanafarana vary avy any ivelany tamin’iny taona 2022 iny. Tsy ampy vokatra eto an-toerana sady ratsy, saingy antenaina hivoatra kosa izany amin’ity taona 2023 ity. Tsy maintsy manafatra vary avy any ivelany i Madagasikara satria tsy ampy ny vokatra eto an-toerana. Tafakatra 681.000 taonina izany tamin’ny 11 […]
Indostria : laharam-pahamehana ny fanaovan-damba
Nivory tao amin’ny minisiteran’ny indostia, ny varotra, ny fanjifana(Micc), omaly 2 febroary, ireo tompon’andraikitra samihafa avy amin’ ny minisitera. Nitarika izany ny tale jeneraly momba ny indostria, Ramindo Gaetan, sy avy ao amin’ny GEFP (1) sy EDBM (2). Nampahafantarina ireo dingana tsy maintsy arahina raha hanangana orinasa fanaovan-damba. Anisan’ny dingana […]
Orinasa STOI : zezika 10 t ho an’ny tantsaha traboina
Misy ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny orinasa tsy miankina STOI, anisan’ny mpamokatra zezika biolojika sy ny fanjakana malagasy. Natolotr’ity orinasa ity teny amin’ny ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), ny 31 janoary teo, ny zezika biolojika taroka milanja 10 taonina. Entina hanohanana ny tantsaha mpamokatra, tratry ny rivodoza Cheneso farany […]
Orinasa madinika : mitombo ny vehivavy mpitantana
Mitombo isa hatrany ny vehivavy mitantana orinasa eto Madgasikara, indrindra fa orinasa madinika sy salantsalany. Raha ny tarehimarika farany navoakan’ny SFI * tamin’ny faran’ny taona 2021, dia 35 % ny vehivavy mitazona orinasa madinika, 28,2 % mitantana orinasa salantsalany, ary 9 % mitarika orinasa vaventy. Eto Madagasikara no anisan’ny be […]