Toe-karena

VAOVAO TAMBATRA

Maro ny karazan-trondro azon’ny mpanjono ao Mahajanga. Nijery ifotony izany ny minisitry ny Jono, Mahatante Paubert, ny herinandro lasa teo, sady niresahany ny haben’ny trondro sy ny vidiny ary ny lalam-barotra. Noresahina koa ny teknikam-panjonoana sy ny fahazoan-dalana hanjono. Nentanin’ny minisitra izy ireo mba hanara-dalàna, mba tsy hahalany tamingana ny […]

Fandaharana televiziona : mivoatra ny tolotry ny Startimes

Manatsara ny tolotra omeny ny mpanjifa ny orinasa mpamokatra fandaharana televiziona, StarTimes. Azony ny fahazoan-dalana manokana, hamoahana eto Madagasikara ny lalao mivantana, ny fifanintsanana baolina kitra espaniola, «La Liga 2024-2025» rehetra, mahatratra 380. Ho hita ao amin’ny sampam-pandaharana «ST Premium sy ST Sports Life». Misy ny fiaraha-miasa amin’ireo mpanao gazety […]

Mompera Barex : «Hampandroso ny any Toliara ny fitrandrahana fasimainty»

Mitovy hevitra amin’ireo mponina any ifotony koa ny mpitondra fivavahana amin’ny fiangonana Katolika any amin’ny diosezin’i Toliara. Hamafisin’izy ireo fa hitondra fampandrosoana any Atsimo Andrefana ny fanokafana indray ny Base Toliara. Mitovy hevitra amin’ireo mponina any ifotony koa ny mpitondra fivavahana amin’ny fiangonana Katolika any amin’ny diose­zin’i Toliara. Hamafisin’izy ireo […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanamboatra Chips ny distrikan’i Mananjary, amin’ny alalan’ny milina hanodim-bokatra napetraka any an-toerana. Mahatratra 60 000 taonina isan-taona ny vokatra, toy ny soanambo, ny akondro, ny vomanga, izay azo hahodina ho fampiroboroboana ny toekarena sy ny fiharian’ny mponina. Hanohana ara-bola ireo mpandraharaha misehatra eo amin’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy ny minisitera […]