Toe-karena

Faritra arovana an-dranomasina : hampitomboina 2,5 tapitrisa ha ny velarana

Hampitomboina 2,5 tapitrisa ha ny valan-javaboary an-dranomasina sy amorontsiraka harovana ho an’ny taona 2026 raha toa ka 1,5 tapitrisa ha. Voakasika ao anatin’izany ny faritra avaratra andrefan’i Madagasikara misy ireo nosy kely marobe. Ny avy eo Maintirano mipaka any Toliara ary ny eo Toliara hatrany Taolagnaro. Izy ireo izay ahitana […]

EDBM-Fiantohana Aro : fampiroboroboana ny fampiasam-bola

Dingana vaovao ! Natao sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Antokon-draharaha fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara (EDBM) sy ny trano fiantohana Aro. Nambaran’ny filohan’ny filankevi-pitantanana (PCA) ny EDBM, Rtoa Rakotomalala Lantosoa, fa natao ity fifanarahana ity, entina hampandrosoana ny fampiasam-bola eto Madagasika­ra ho an’ny mpandraharaha eto an-toerana (IDN) sy ny […]

Caucus Africain 2024 : hampiroboroboana ny fifanakalozana ara-barotra

Resahina mandritra ny fivorian’ireo Governora Afrika­nina eo anivon’ny Tahirim-bola Iraisam-pirenena (FMI) sy ny banky iraisam-pirenena (BM) na ny Caucus Africain any Abuja- Nigeria ny hampiroboroboana ny fifanakalozana ara-barotra aty Afrika. Misolo tena an’i Madagasikara ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola, Rabarini­rinarison Rindra Hasimbelo amin’ny maha Governoran’ny Banky iraisam-pirenena ho […]

VAOVAO TAMBATRA

Niakatra 22,64% ary mihoatra ny salan’isa eto Afrika ny vokatra azon’i Madagasikara tamin’ireo tetikasa novatsian’ny Banky iraisam-pirenena ho an’ny taona 2024. Navaozina ny fitantanam-bolan’ireo tetikasa ka nahazoana izao vokatra izao. Tsiahivina fa 14%ny salan’isa azontsika tamin’ny taon-dasa. Afaka misitraka ny fandaharanasa Fihariana avy amin’ireo banky mpiara-miombon’antoka aminy ireo orinasa madinika […]

Fivoriambe COP: firenena hitondra vahaolana i Madagasikara

Miisa telo ny fivoriambe faratampony iraisam-pirenena mahakasika ny tontolo iainana (COP) ho hatrehin’i Madagasikara amin’ity taona ity. Voakasin’izany ny COP 16, mahakasika ny karazan-javamananaina, hatao any Colombie (21Okt-11 Nov), ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro COP 29 hatao ny (11 Nov-24 Nov) any Azerbayjan ary ny ady amin’ny fiatrehana ny tany […]