Voalazan’ny tatitry ny Amerikanina fa mihena ny ezaky ny governemanta malagasy momba ny ady amin’ny fanondranana sy famarinana olona an-tsokosoko. Nambaran’io tatitra io fa tsy misy na tsy feno ny antontan-kevitra samihafa ampitain’ny governemanta malagasy momba izany tranga izany. Hatreto, tsy mbola manana rafitra mahomby ofisialy ny fanjakana malagasy hitsirihana […]
Toe-karena
FANOMEZAN-DRA : nanefa ny adidiny ny polisy monisipaly sy mpamonjy voina
Vita ny asabotsy lasa teo ny fanadinana an-tsoratra ho an’ireo mpifaninana ho polisy monisipaly sy mpamonjy voina eto anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Notanterahina omaly kosa ny fizaham-pahasalamana sy fakana ra azy ireo teny amin’ny tobin’ny vondrona polisy monisipaly Anosipatrana. «Tsy maintsy miatrika fizaham-pahasalamana avokoa ny mpifaninana tsirairay mialoha ny fivoahan’ny […]
Jirama -Toamasina: mahazo vahana indray ny delestazy
Herinandro maninjitra izay, manomboka miverina indray ny fahatapatapahan’ny herinaratra eto Toamasina. Ary ny herinandro lasa teo, andron’ny alarobia, alakamisy sy zoma dia tapaka hatramin’ny rano. Raha iverenana ny fahatapahan’ny herinaratra, tsy mifidy ora izany ary tapaka iray manontolo ny amin’ny renivohitry ny toekarenan’ i Madagasikara, tapaka ny alina, mitohy ny […]
Fanararaotana vidin’ny PPN : fandoavana lamandy na fanakatonana ny tsena
Nandray fepetra ny minisiteran’ny Indostria, ny varotra, sy ny fanjifana (MICC) manoloana ny fiakaran’ny vidin’entana ilaina andavanandro (PPN), indrindra fa nisy ny fandrahonana nataon’ireo mpitatitra hitsahatra amin’ny fitaterana ataony noho ny lalan-dratsy Antananarivo –Toamasina (Rn2). « Miatrika ny maitsoahitra rahateo ny MICC, hanaraha-maso ny vidin’entana sy ny tahiry, toy ny vary, […]
Fihariana: mahasarika olona maro ny fiompiana akoho gasy
Fihariana iray mahasarika olona maro ny fiompiana akoho gasy, mety hahazoana tombony betsaka, araka ny isany, izay miankina amin’ny toerana misy azy. Hita fa mbola betsaka amin’ny mponina amin’izao fotoana ny manao fiompiana tranainy, izany hoe, tsy tena matihanina ny ankamaroan’ny mpiompy mbola mampiasa fiompiana tranainy. Hatramin’izao aloha, araka ny […]