Fotoan-dehibe iray mampivondrona ny mpisehatra rehetra eo amin’ny lalam-pihariana fambolena sy fiompiana ary ny famokarana avy amin’ny faritra manerana ny Nosy ny hetsika “Foire internationale de l’economie rurale de Madagascar” (Fier-Mada), andiany faha-25, atao eny amin’ny Kianja Maki Andohatapenaka. Hotontosaina ny 7 ka hatramin’ny 11 aogositra izao ny hetsika. Samy […]
Toe-karena
Orinasa Odof : Haranty any Zimbabwe ny vokatra
Tanterahina mandritra ny herinandro, nanomboka ny 28 jolay ka hatramin’ny 02 aogositra, any Harare Zimbabwe, ny tsena isan-taona ho an’ny indostria (Semaine annuelle de l’industrialisation) andiany faha-7 ho an’ireo firenena mpikambana eo anivon’ny Sadc. Haranty any an-toerana mandritra io fotoana io ny vokatry ny orinasa « One District One Factory », Odof, […]
Fampandrosoana: mila apetraka ny politika maharitra ho an’ny indostria
Sehatra iray mampihodina ny toekaren’i Madagasikara ny indostria ka mila tohanana sy jerena manokana. Sehatra iray anisan’ny mampiroborobo ny toekarena eto Madagasikara ny indostria ka tokony tohanana sy omen-danja. « Mila apetraky ny fanjakana ny politika famokarana sy fifaninana eo amin’ireo samy mpamokatra hampiroboroboana ny indostria eto amintsika », hoy ny Sendikan’ny […]
Andraikitra fiarahamonina: mazoto hanao RSE ny 82% ny orinasa
Miroso tsikelikely ny fametrahana iraisana sy ny fampifanarahana amin’ny lalàna ny fandraisana andraikitry ny orinasa tsy miankina eo amin’ny fiarahamonina (RSE). Natao ny 26 jolay teo ny atrikasa fankatoavana ny Paikady nasionaly mahakasika ny fandraisana andraikitry ny orinasa amin’ny lafiny sosialy sy ny tontolo iainana (SNRSE). Fivoriana niarahan’ny minisiteran’ny Tontolo […]
Fizahantany: « Festival des baleines » any Sainte-Marie
Hatao ny 11 hatramin’ny 18 aogositra 2024 ho avy izao, any Sainte Marie, ny hetsika lehibe, “Festival des Baleines”. Miaraka mikarakara azy ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana, tohanan’ny Telma sy ny banky BNI. Nambaran’ny tale kabinetran’ny minisitera MTA, Rasoanaivo Diana, fa « ao anatin’ny fialantsasatra lehibe sady fahatongavan’ny […]




