Ny 32%-n’ny Malagasy no manana trano fivoahana na kabone, ankehitriny. Nankalazaina tany amin’ny distrika Bekily, faritra Androy, ny 19 novambra teo ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny trano fivoahana na kabone (JMT). Lohahevitra noraisina ny hoe : « Fanadiovana tsara tantana, madio sy maharitra ». Vina ao anatin’ny tetikasa “Madagasikara madio 2025” ny hananan’ny 90%-n’ny […]
Toe-karena
Tambajotra RIA Jirama: nipoahan’ny varatra ny toby Anosizato
Nilatsahan’ny varatra ny toby « sous-station » Tana Sud Anosizato, ao anatin’ny Tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA), ny alakamisy 17 novambra teo. Efa vita ny 90%-n’ny fameranana ny jiro, hatramin’ny omaly. Tapaka nanomboka ny alakamisy hatramin’ny omaly alahady tamin’ny 6 ora sy sasany ny jiro, teny Ambatomirahavavy hatrany Soavinandriana Itasy, vokatry ny fahasimban’ny fitaovana […]
Pr Ratsimbazafy Jonah: « Karazany 17 ireo varika lany tamingana”
Ringana tsy ahitana taranany intsony ny 17 amin’ireo karazana varika anjatony hananan’i Madagasikara, araka ny famelabelarana nataon’ny filohan’ny “International Primatological Society” na ny IPS, Pr Ratsimbazafy Henry Jonah, tetsy amin’ny Oniversite Ravelojaona, Ampandrana, omaly. “112 karazana ireo varika eto Madagasikara amin’izao fotoana”, hoy izy. Noho ny fahapotehan’ny tontolo iainana, ahina […]
Fandoavam-bola « en ligne » : fiaraha-miasa Visa sy Orange Money
Miara-dalana izao ny Visa sy ny Orange Money Madagascar amin’ny fandoavam-bola « en ligne » na aiza na aiza maneran-tany.Visa, izay lohany amin’ny fampiasana nomerika maneran-tany mitambatra amin’ny Orange Money eto Madagasikara manome vahaolana 100 % amin’ny fandoavam-bola « en ligne ». Hampiavaka ny toekarena malagasy ny fananana karatra, ary voaro ny vola noho ny […]
Tsy ampy ny orana: ahina ho ratsy ny kalitaon’ny letisia, hoy ny mpandraharaha
Nihaona tamin’ny minisitry ny Indostria, ny varotra ary ny fanjifana (MICC), Razafindravahy Edgar teto Toamasina ireo mpandraharaha vaventy amin’ny fihariana letisia. Fantatra fa hisokatra amin’ny talata 22 novambra ny fotoam-piotazana any amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo. Efa nanomboka ny 14 novambra teo ny fikarakarana ny antontan-taratasy ho an’ireo hanangona letisia […]