Nandray masoivoho vaovao roa ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika (MEH), Rakotomalala Herindrainy Olivier, omaly. Noraisiny voalohany ny masoivohon’i Japana, SEM Abe Koji, niresahana ny fanatsarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny tany roa tonta amin’ny sehatry ny harena an-kibon’ny tany. Isan’ny voakasik’izany ny tetikasa Ambatovy, izay nahatratra […]
Toe-karena
Taorian’ny solika: miala any koa ny menaka fihinana mitampoka
Tsy tena tapitra ny raharaha solika mitampoka eto Toamasina, na somary mangina kely aza tato ho ato. Mipoitra koa izao ny menaka fihinana mitampoka , izay efa miparitaka eto an-tampon-tanànan’i Toamasina sy manerana ny tanàna amin’ny lalam-pirenena faharoa RN 2 sy fahadimy RN5. Isan’ny lasibatra tamin’izany ny mpivarotra hani-masaka iray […]
Tratran’ny Covid: atoka-monina ny tale jeneralin’ny Jirama
Diso ny vaovao! Tsy marina ny filazana tanaty gazety iray fa nisy nahita tany amin’ny faritra. Nilaza ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Randrianaina Odon, fa tsy mahafantatra an’izany vaovao izany ny tenany, fa raha ny fahafantarany azy, tratran’ny tsy fahasalamana ity mpitantana ny Jirama ity, nahatonga […]
Fifanarahan’i Nairobi: hahitsy ny andinin-dalàna sasany
Atao eto Antananarivo, ny 15 hatramin’ny 18 novambra ny atrikasa handinihana ny fanitsiana ny fifanarahana mikasika ny Faritra arovana (AP), ny biby ary ny zavamaniry aty amin’ny tapany atsinanan’Afrika. Mifototra amin’ny Fifanarahan’i Nairobi ity dinika ity, nankatoavina ny 21 jona 1985. Efa nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa ny taona 2010, mikasika ny […]
Fandraharahana: tombontsoa azo amin’ny maha ara-dalàna na formel
Ao anatin’ny herinandro ho an’ny fandraharahana, ny 14 hatramin’ny 20 novambra, misy famelabeleran-kevitra momba ny « maha ara-dalàna na formel, manome lanja ny toekarena maharitra » hatao anio 16 novambra, ao amin’ny antenimieran’ny varotra eto Antananarivo. Tanjona ny hanehoana ny tombontsoa azon’izay ara-dalàna na formel amin’ny fandraharahana ataony, manazava ireo dingana rehetra arahina […]