Nankatoavin’ny Cites ny hampiasan’ny fanjakana ny hazo voamboana tsy ara-dalàna giazany. Tsy nasian-teny kosa ny hazo andramena, na isan’ny efa takin’ny mpanao asa tanana hatry ny ela aza izany, satria tsy misy ny akora fototra toy ny fanaovana asa sokitra. Maro ny tahirin-kazo voamboana giazan’ ny fanjakana, hita eny amin’ny […]
Toe-karena
Jirama : Tale 14 nafindra toerana
Fantatra fa miisa 14 ny tale ao anivon’ny Jirama nafindra toerana taorian’ny tomban’ezaka natao amin’izy ireo, nandritra ny 10 andro, nandritra ny fihaonan’ny filankevi-pintanana tamin’ny mpanao gazety, omaly. Tsy nisy kosa ny fanazavana mikasika ny tale jeneraly, fa voalaza fa anisan’ny tombanana koa ny zava-bitany. Voalaza koa fa hisy ny […]
Filohan’ny Saps*: « Tsy maintsy atao ny fifampiresahana »
Notontosaina ny 18 oktobra 2022 ny fifidianana ny birao vaovao hitarika ny Sendika iraisan’ny mpiasa ao amin’ny statistika na Saps. Natao omaly teny amin’ny Instat eo Anosy ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha teo aloha, Ratovoniony Njara sy vaovao, Randriambelomahenina Noahery Tahiana. Nambaran’ny filoha teo aloha fa be ny vita nandritra […]
Letisia : 13.800 taonina ny letisia niondrana
Niantsona teto Toamasina, nandritra ny efatra andro ny sambo Baltic Klipper, nitondra ny letisia haondrana any ivelany. Niainga ny 25 novambra ity sambo ity, tamin’ny 4 ora maraina, nitondra letisia 8.400 taonina, hitodi-doha any Eoropa. Nigadona indray tamin’ny 6 ora maraina ny sambo faharoa, Geest Line, mahazaka letisia, 5.400 taonina, […]
CT Motors : manampy amin’ny fampananan’asa
Tao anatin’ny enin-taona namarotana ny Bajaj, nisafidy ny hanamora ny fisitrahana ity fitaovam-pitanterana ity ho an’ny tanora maniry hanana asa ny orinasa CT Motors. Nisantatra izany ny tao Toamasina. “Afaka mandoa 1 tapitrisa ariary ireo te hisitraka ary manefa tsikelikely ny fanampiny”, hoy ny talen’ny fitsinjarana eo anivon’ny CT Motors, […]