Tranga

Carion : tratra ny jiolahy mpangalatra lalamby

Saron’ny zandary avy ao amin’ny zana-tobim-paritra Carion, omaly, ny jiolahy mpangalatra vy amin’ny lalamby. Nisy olona nahatsikaritra ity jiolahy ity mitondra jiro mivezivezy eo amin’ny tetezan’Andriakely ary misy fiara iray mijanona eo afovoan-dalana. Nampiahiahy ireo fokonolona teo an-tanàna izany ka nampandre ny zandary avy hatrany izy ireo. Nidina haingana teny […]

32 andro nalaina an-keriny: dimy mianaka natakalo 40 tapitrisa Ar

Iray volana mahery vao navotsotra ireo takalonaina miisa 5 nalaina tany Anjozorobe. Nandoa 40 tapitrisa Ar ny fianakaviana ho takalon’ny ain’izy ireo. Nandoa 40 tapitrisa Ar, tafaverina tamin’ny fianakaviany ny dimy mianadahy mianaka nalain’ny dahalo an-keriny tao Ambo­hibary Vohilena, ny alatsinainy teo. Nentin’ny olon-dratsy tany anaty ala avokoa ireo olona […]

Fipoahana mahery vaika : lehilahy roa maty tsy tra-drano

Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana roa, omaly atoandro. Nisy fipoahana mahery vaika tao an-tranon’izy ireo. Potika tanteraka ny tongotry ny iray, rotidrotika ny vatan’ny namany. Zava-doza no nitranga tao amin’ny tokantrano iray, teny Marovohitra, kaominina Sam­baina, distrikan’i Manjakan­driana, omaly. Nisy zavatra nirefotra mafy be, fipoahana nampiahiahy. Vokany, lehilahy roa maty […]

Naolana sy notapahin-doha : nataon’ny mpimasy sorona i Nathalie

Nataon’ny mpimasy sorona i Nathalie. Ilay razana tsisy loha nariana teny Faravohitra, tamin’ny talata maraina. Ny ampitson’io, hita tao anaty dabam-pako ny lohany. Mitantara ny reniny… Mampivarahontsana ! Novetavetaina avy eo notapahina tamin’ny antsibe ny lohan’i Fifaliana Nathalie Thérèse na i Zazah. Tovovavikely vao 14 taona, nalain’ny mpimasy an-keriny ny alahady […]

efa namono olona valo : lehilahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka

Mahazo vahana indray, tato ho ato, ny fitsaram-bahoaka ao amin’ny faritra Atsi­na­nana. Ny alatsinainy 15 janoary 2024 teo, telo lahy matin’ny fitsaram-bahoaka tamin’iny lalam-pirenena faha-11A iny. Omaly, jiolahy iray indray no niharan’izany tao Tanambao Verrerie Toama­sina, raha roa hafa naratra mafy tao Anki­ri­hiry. Avotra izy roa lahy ireto satria haingana […]