Naiditra am-ponja vonjimaika ity jiolahy mpisoloky ity. Voasambotry ny polisy noho ny fanamboarana visa sy pasipaoro sandoka tany Fianarantsoa, ny 21 jona 2023 lasa teo, izy. Ny 18 mey 2023, nisy vehivavy iray nosamborin’ny polisy teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato rehefa nikasa ho any France. Nahatrarana taratasy “visa” sy pasipaoro sandoka […]
Tranga
Lozam-pifamoivoizana: mpitondra moto maty tsy tra-drano
Namoy ny ainy vokatry ny ratra mafy nahazo azy ny mpitondra moto iray teo amin’ny Pk 78 + 100, tao Sahamaria, fokontany Ambohimanarivo, kaominina ambanivohitra Tanambe, distrika Amparafaravola, afakomaly. Avy any Ambatondrazaka, nanao taingin-droa tamin’io moto io ireto tra-doza ireto. Nikasa hihazo an’i Tanambe izy ireo. Nandeha mafy […]
Fikambanan-jiolahy: mpangalatra fiara sarona niaraka tamin’ny bala
Ravan’ny zandary ny fikambanan-jiolahy mpangalatra fiara. Voasaringotra tamin’izany koa ny mpividy halatra. Efa naiditra am-ponja izy ireo. Tra-tehaka ireo jiolahy efatra tompon’antoka tamin’ny fahaverezana fiara tsy mataho-dalana. Noraisim-potsiny tetsy Ambohitrimanjaka izy ireo. Nandroba ny fiara tsy mataho-dalana iray marika Mazda BT 50 teo Andranotapahina Mandriambero izy ireo, ny 4 jona […]
Facebook: misoloky ho mahavita Visa Schengen
Natolotra ny fampanoavana omaly, ka naiditra am-ponja vonjimaika ny teratany vahiny iray. Voarohirohy ho nanao fisolokiana, milaza fa mahavita manao Visa Schengen izy. Ireo polisy misahana ny fanaraha-maso sy fanadihadiana ireo vahiny mandalo eto amintsika no nahasambotra azy. Mandeha fanapariahana amin’ny kaonty “facebook” ity vazaha ity mampahafantatra ireo hivoaka an’i […]
Ranomafana: kamiao nitondra solika nivadika
Tra-doza ka nivadika ny kamiao lehibe iray mpitatitra solika an’ny Jirama tao Sahamamy, kaominina Ranomafana, distrikan’i Brickaville, omaly. Nikasa hihazo an’Antananarivo, niharam-boina tampoka io fiara lehibe io. Nivoaka ny arabe, nivadika ny fiara. Vokany, naratra ny mpamily. Nentina notsaboina ao amin’ny CSBII Ranomafana avy hatrany izy. Potika tanteraka ny lohan’ny […]