Namoy ny ainy teo noho eo ny mpamily kamiao iray nifatratra tany ambany tetezana tao Anambotaka, Kaominina Evato, distrikan’i Farafangana, afakomaly. Nandalo teo amin’io tetezana io ny fiara nentin’io lehilahy mpamily io. Tsy araka ny nampoiziny anefa ny zava-niseho. Nihotsaka tampoka ny tetezana. Nilatsaka avy hatrany tany anaty rano ny […]
Tranga
Raharaha hala-jaza-Toliara : vehivavy naiditra am-ponja vonjimaika
Niatrika ireo mpitsara mpanao famotorana tao Toliara, omaly, ireo olona efatra voasaringotra tamin’ilay hala-jaza, ny talata lasateo. Vokany, naiditra am-ponja vonjimaika ilay vehivavy voatondro ho nangalatra ilay zazalahikely sy ilay rasazy namany. Arahi-maso ara-pitsarana kosa izy mianadahy hafa voasaringotra tamin’ity raharaha ity. Tsiahivina fa teraka ny alatsinainy teo tao amin’ny […]
Lehilahy mpanampy : nanolana ny zanaky ny mpampiasa azy
Tranga mampalahelo. Ankizivavikely iray vao 10 taona monja no voalaza ho niharan’ny herisetra ara-nofo. Omaly, tonga teny amin’ny biraon’ny zandary ao Ambatofotsikely kaominina Vinany, distrikan’i Mandoto ny renin’ ilay zaza nintantara ny zava-nisy. Nilaza izy fa naolan’ny lehilahy iray mpanampy azy ao ihany ny zanany vavy ny alakamisy teo tokony […]
Niaraka tamin’ny mpivarotena : lehilahy maty noho ny fijanonan’ny fo tampoka
Namoy ny ainy tampoka noho ny fijanonan’ny fony ny lehilahy iray natory tao amin’ny mpampanofa tena tao Port-Berger, omaly. Avy any ambanivohitra, sendra nandalo tao an-toerana ity lehilahy ity. Nanantona mpampanofa tena arak’izany ny tenany ka nanaraka io vehivavy io tany an-tranony. Noho ny alina, hatairana ny an’ilay mpampanofa tena […]
Hasarotam-piaro : novonoina, nalevin’i Doris teo an-tokotany ny vadiny
Tratran’ny zandary tao Vohitsoa Belambo Ambalamanasy, ny alatsinainy 9 janoary lasa teo i Doris, namono nahafaty ny vadiny tamin’ny fomba feno habibiana noho ny hasarotam-piaro. Maty novonoin’i Doris i Marie Violette, 21 taona vadiny noho ny hasarotam-piaro diso tafahoatra. Nanampy azy tamin’ ny fandevenana an-tsokosoko teo an-tokotany kosa ny tovolahy […]