Na efa nomelohin’ny fitsarana asa an-terivozona mandra-pahafatiny aza, voasambotra tamina raharaha fanafihana mitam-piadiana indray i Mbehoto sy ny namany tao Toamasina… Hatairana ny an’ny rehetra tao amin’ny efitrano fitsarana ambony misahana ny ady heloka bevava, nandritra ny fotoam-pitsarana ny antontan-taratasin’ady laharana faha-56-Toa/22-2133-RP anenjehana an’i Mbehoto sy ny namany. Samy jiolahy […]
Tranga
Milaza ho afaka mamoaka gadra : nalefa nanampy isa ireo voafonja
Voatazona am-ponja vonjimaika ao Miandrivazo i Soandro, lehilahy 48 taona, monina ao Ambohimandroso Andrefana, fokontany sy kaominina Ambatolahy. Milaza fa afaka mamoaka olona migadra ao an-toerana izy. Nambarany koa fa mahafantatra olona ao amin’ny fitsarana ao Miandrivazo izy handreseny lahatra olona. Araka izany, nifanena tamina vehivavy iray avy any Belo-Tsiribihina, […]
Lalan-dririnina : mpangarom-paosy telo tratra
Voasambotry ny polisy any Antsirabe ireo mpangarom-paosy telo lahy ny alahady teo. Anisan’ny toerana malaza amin’ny fisian’ny fangaronam-paosy sy fanendahana Antsirabe, raha ny tatitra voaray. Tonga nitaraina teny anivon’ny polisy ny kaomitin’ny tsena any an-teorana sy ireo lasibatr’izany asa ratsy izany, hoy ny polisy. Tsy sahy miteny ireo voaendaka satria […]
Mpanao hosoka : rangahy nisoloky taratasin-tany voasambotra
Niakatra fampanoavana omaly ny raharaha momba ilay mpisoloky milaza fa mahavita mikarakara taratasy momba ny tany. Voasambotry ny polisy ny talata atoandro teo tokoa ity rangahy 60 taona ity ka nanaovana fanadihadiana. Nifankahalala tamina olona miisa roa ny tenany ny taona 2019. Nilaza izy tamin’izay fa mahavita mikarakara taratasy momban’ny […]
Tolotra tsy ara-dalàna : sarona ireo mpivarotra « décodeur » piraty
Voasokajy ho isan’ny piraty ireo « décodeur » mahazo ny fahitalavitra rehetra, izay nahazo vahana tato ho ato. Maromaro ireo mpivarotra « décodeur » miaraka amin’ny « abonnement » mahazo ny fahitalavitra rehetra no nosamborin’ny avy ao amin’ny Brigade Anti-Piratage na ny BAP. Efa vita famotorana ka natolotra ny fampanoavana ireo, ka naiditra vonjimaika am-ponja taorian’izay. […]