Malagasy enina indray voasambotra sy notazonin’ny mpitandro filaminana maorisianina ao Maorisy, omaly. Voarohirohy amina raharaha fanaovana trafikana zava-mahadomelina avy aty Madagasikara izy ireo. Efa nisy maorisianina efatra voasambotra, ny zoma teo, raha niampy ireo Malagasy ireo indray izany ny alahady. Tratra ireo rongony 340 kg. Miaramila roa lahy naratra satria […]
Tselatra
SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina ny 5 janoary lasa teo, tao amin’ny Kianjan’ny Velodrome Antsirabe, ny fanampim-piofanana ho an’ny mpanazatra, andiany faharoa nokarakarain’ny filohan’ny ligin’ny Vakinankaratra. Ny volana novambra lasa teo no nanaovana ny andiany voalohany tamin’ity hetsika ity. Hitohy ny 13 sy 14 janoary izao ny fiadiana ny ho tompondakan’Analamanga, taranja Volley-ball, rehefa […]
INDRAY MIJERY
Mety hisy faritr’andro ratsy hiforona ao amin’ny ranomasimbe Indiana amin’ny faran’ny herinandro. Hitoetra hatrany ny oram-pahavaratra noho ny tsy fahamarinan-toeran’ny atmosfera saika manerana ny Nosy. Tombanana hihamaina kosa izany manomboka ny alakamisy izao mankany amin’ny faran’ny herinandro. Nihaona nandritra ny fananganan-tsaina voalohany amin’ity taona ity ny fianakaviamben’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Asa, […]
TARATRY ny KANTO
Fanomezam-boninahitra an’i Ndrematoa no hanokafan’ny IFM Analakely ny andiana hetsika ao aminy amin’ity taona ity. Fampirantiana ny sanganasan’ity mpanao tantara an-tsary sy sariitatra vao nodimandry volana vitsy ity no hatao manomboka anio hatramin’ny faran’ny volana janoary. Niasa aman-taonany tao amin’ny IFM ny tenany, ka misy mifamatotra amin’ny toerana ireo sanganasany […]
FANTINA sy FINTINA
Hitohy amin’ny fiatrehana fifidianana depiote ny ho firafitry ny tontolo politika, araka ny nambaran’ny KMF/Cnoe . “Karazan’ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoham-pirenena io ary tokony hatao mialoha ny fifidianana ben’ny Tanàna izany”, hoy izy ireo. Nanamafy ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc, teny Faravohitra, ny sabotsy teo, fa tsy ara-dalàna […]




